Lucien R.
-
Politika
LALATIANA RAKOTONDRAZAFY: « Fifidianana no tokony hirosoana, tsy misy antony hanaovana fifanarahana politika »
Amin’ity anio ity no voafaritra fa hampahafantarana ny “code de bonne conduite” na satam-pitondratenan’ireo antoko politika izay karakarain’ny Friedrich Ebert…
Vakiana manontolo » -
Politika
LALATIANA RAKOTONDRAZAFY: « Filàmboatsiary ny fitakiana fanovana lalàm-pifidianana »
Nanamafy ny fanazavana efa nentin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta mahakasika ny resaka voizina amin’ny fanovana ny lalàm-pifidianana, omaly, ny Mpitondra Tenin’ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
FAMANTARANA NY MOMBAMOMBA NY OLOM-PIRENENA : Ho apetraka afaka fotoana vitsy ny « Identifiant unique »
Vaovao lehibe nambaran’ny Filohan’ny Repoblika tao Fianarantsoa, omaly, ny hametrahan’i Madagasikara ny « identifiant unique ». « Miditra amin’ny fanatontoloana isika. Efa nitady…
Vakiana manontolo » -
Politika
VIDIN-JIRO SY RANO TSY NALOAN’NY MPANJIFA: Hitaky ny volany mitentina 200 miliara Ar ny Jirama
Tafakatra hatrany amin’ny 200 miliara Ariary any ny trosan’ny orinasa Jirama vidin-jiro sy rano tokony haloan’ny mpanjifa kanefa tsy naloany…
Vakiana manontolo » -
Politika
PRAIMINISITRA: « Tsy mikasa hanova ny lalàm-pifidianana ny Governemanta »
Isan’ireo ivon’ny adihevitra ao anatin’ny fanomanan’i Madagasikara ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ity taona 2023 ity ny mahakasika ny lalàm-pifidianana. Misy mpisehatra…
Vakiana manontolo » -
Politika
LAPAN’I TSIMBAZAZA: Hiatrika ireo Solombavambahoaka ny Governemanta manomboka anio
Araka ny voalaza ao amin’ny andininy faha-101 ao amin’ny Lalàmpanorenana, dia isaky ny fiandohan’ny fivoriana ara-potoana voalohany no anoloran’ny Governemanta…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANDRAHARAHANA, FAMORONANA ASA SY ORINASA,…: Nolanian’ny Depiote ny lalàna vaovao hifehy ny fampiasam-bola eto Madagasikara
Nisy lesoka ka tsy nahafahana nampandroso na nampiroborobo ny toekarena teto amintsika ilay Lalàna momba ny fampiasam-bola tamin’ny tamin’ny taona…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANDOAVANA « BOURSE », KARAMA, RAHARAHAM-PANJAKANA: Misongadina ny asa vitan’i Madagasikara ho fampiroboroboana ny nomerika
Nahavita dingana tsara i Madagasikara amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny nomerika, raha aty amin’ny sehatra afrikanina manokana no asian-teny. Tato anatin’ny…
Vakiana manontolo » -
Fanatanjahan-tena
LALAON’NY NOSY 2023 ETO MADAGASIKARA: Mivory ny Filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny Lalaon’ny Nosy (CIJ)
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly 18 hatramin’ny 21 Mey 2023 izao ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
LALAMBE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA: Mitohy ny asa amin’ny famaritana ny ampahany voalohany mirefy 80km
Nanamafy ny teo anivon’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy fa mitohy ny asa amin’ny famaritana na « tracé » an’ny lalambe migodana…
Vakiana manontolo »