Yves Samoelijaona
-
Fanadihadiana Manokana
Fisokafan’ny fizahantany any Nosy Be: Vonona ny mpisehatra rehetra handray ny mpizahantany
Fiofanana izay karakarain’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro, ny Ofisim-pirenena momba ny fizahantany (ONTM) ary ny…
Vakiana manontolo » -
Non classé
Tsenan’ny lavanila: Ao anatin’ny 8 volana sy tapany no anondranana ny vokatra rehetra
« Hisokatra ny 15 septambra ho avy izao ny fanondranana lavanila, ary tsy hijanona izany raha tsy amin’ny 31 may 2021,…
Vakiana manontolo » -
Samihafa
Gadra maty voatifitra tany Farafangana: « Feno tanteraka ny fepetra tokony hampiasana fitaovam-piadiana »
Voalaza fa nitombo ny isan’ny gadra namoy ny ainy tamin’ireo nitsoaka ny fonjaben’i Farafangana, ny alahady teo. Raha ny antontanisa…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
FASAM-BAHINY ANJANAHARY: Razana 78 nalevina eny an-toerana, 16 nymatin’ny Covid-19
Ao anatin’izao « Hamehana ara-pahasalamana » izao, indrindra fepetra napetraky ny Fanjakana milaza fa tsy azo atao ny mitondra razana halevina raha…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
Herisetra ara-nofo : 63%-n’ny zatovo sy ny ankizy mitady « fiarahana » amin’ny tranonkala
Mandritra izao fahamehana ara-pahasalamana izao, anaty fihibohana, mandany adiny dimy farafahakeliny ny olona, indindra ny tanora sy ny ankizy tsy…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
Fanadinam-panjakana : Vonona ny fiantsoana amin’ny CEPE, miomana ny kilonga
Efa vonona amin’ny fizarana ny taratasy fiantsoana amin’ny fanadinana CEPE eto amin’ny Cisco Antananarivo renivohitra. Nilaza ny lehiven’ny Cisco Antananarivo,…
Vakiana manontolo » -
Toekarena
Antananarivo sy ny manodidina : Nahazo fitaovana famatsian-drano manara-penitra ny Jirama
Ho fanatsarana ny kalitaon’ny ranon’ny Jirama jifain’ny mpanjifa eto Antananarivo sy ny manodidina, nahazo fitaovana manara-penitra amin’ny fikarakarana sy ny…
Vakiana manontolo »