Manokana Covid-19
-
2 085 MBOLA TSABOINA, 275 « FORMES GRAVES » Misokatra ny CTC-19 Mahamasina, hentitra amin’ny fampanajana fepetra ny Praiminisitra
Mitombo izay tsy izy amin’izao fotoana ny tahan’ny olona voan’ny coronavirus, eto amintsika, ary anisan’izany ny eto Antananarivo Renivohitra. Nandray…
Vakiana manontolo » -
ANTONTANISA COVID-19 : 739 ireo tranga voamarina tao anatin’ny telo andro
Mitombo isa hatrany ireo olona voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara. Fantatra fa miisa 739 ireo olona voaporofo…
Vakiana manontolo » -
ANTONTANISA COVID-19: Miisa 132 ireo tranga vaovao voamarina
Araka ny vokam-pitiliana nataon’ny teo anivon’ny Foibem-pibaikoana misahana amin’ny ady amin’ny coronavirus eto Madagasikara , ny 19 novambra ka hatramin’ny 03…
Vakiana manontolo » -
CCO-SIDINA ANABAKABAKA: “Hahiboka hatramin’ny 72ora ireo mpandeha vao tonga”
Raha efa nanapa-kevitra amin’ny fahafahan’ireo zotra anabakabaka mandeha eto Madagasikara, ny fitondram-panjakana, dia nandray fanapahan-kevitra mifandraika indrindra avy amin’izany ny…
Vakiana manontolo » -
FIVOARAN’NY ANTONTANISA: 13,57% ny tahan’ny fitiliana farany covid, 91,77% ny taham-pahasitranana
Miisa 85 ny olona nahitana coronavirus tamin’ny fitiliana natao farany manerana ny Nosy, mitotaly 626, na tamin’ny PCR na GenExpert.…
Vakiana manontolo » -
TAREHIMARIKA COVID-19: 83 nahitana tsimokaretina tamin’ireo 384 natao fitiliana farany
Ny 21,06%-n’ireo olona rehetra natao fitiliana farany, na fakana singa na tamin’ny alalan’ny teknika GenExpert, no nahitana tsimokaretina coronavirus, ny…
Vakiana manontolo » -
TSY FAHITAN-TORY: Maro ny antony, misy ny fisorohana azo atao
Ankoatra ny aretina mahazo ny olona amin’izao fotoana, eo ny covid-19, fa eo koa ireo aretina mitaiza, misy ireo olona…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: Latsaky ny 10% ny fiabon’ny fitiliana natao farany
Tamin’ireo fitiliana miisa 472 natao tamin’ny alalan’ny fakana singa sy GenExpert, dia mahatratra 33 ireo nahitana ny tsimokaretina coronavirus, tamin’ny…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: 10,66% ny tahan’ny fiabon’ny fitiliana vita farany
Mihena hatrany ny voan’ny covid-19 eto amintsika, raha ny fitiliana atao isan’andro, manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny PCR na GenExpert.…
Vakiana manontolo » -
FIHIBOHANA SY FAHASALAMANA: Ilaina ny mandrindra ny fifandraisana amin’ny hafa
Fepetra tsy maintsy noraisina teto amintsika ny fihibohana, hanenana ny fiparitahan’ny valanaretina nandritra izay “Hamehana ara-pahasalamana” izay. Nanjaka tamin’izany, anefa,…
Vakiana manontolo »