Politika
-
FITORIANA MOMBA NY VOKA-PIFIDIANAN: Antontan-taratasy miisa sivy no voarain’ny HCC
Nifarana halina tamin’ny misasak’alina ny fahafaha-manatitra ny antontan-taratasy fitoriana momba ny voka-pifidianana. Hatramin’ny ora nanoratanay omaly, niisa sivy ireo fitoriana…
Vakiana manontolo » -
VOKA-PIFIDIANANA VONJIMAIKA: Mandresy amin’ny salanisa 58,95% i Andry Rajoelina
Lany fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana ny 16 novambra teo andriamatoa Andry Rajoelina, raha niainga tamin’ny voka-pifidianana navoakan’ny Ceni ny sabotsy…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA ANDOHAN’I MANDROSEZA : Fanafihan-jiolahy no nosakanana”, hoy ny Zandary
Nitondra fanazavana mikasika ilay fifampitifirana teny Andohanimandroseza, ny talata 21 novambra lasa teo ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena. Nambara tamin’izany, fa…
Vakiana manontolo » -
FIFAMPITIFIRANA TENY ANDOHAN’I MANDROSEZA : Mpanolotsaina Filohana Andrimpanjakana ny iray voatifitra
Taorian’ny fifampitifirana teny Andohan’ i Mandroseza teo amin’ireo jiolahy sy ny Mpitandro filaminana, afak’omaly, fantatra izao fa Tale teo aloha…
Vakiana manontolo » -
MPITARIKA NY SECES SY NY RANDRANA SENDIKALY: Hadihadiana noho ny fitaomana ny Tafika hikomy
Efa tena mivaona tanteraka amin’ny fitakiana sendikaly no nataon’ny Filohan’ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (Seces) Sampana Antananarivo, ny…
Vakiana manontolo » -
FITAKIANA FIFAMPIDINIHANA: Tsy afaka hanova ny safidim-bahoaka
Samy mivoy ny tokony hirosoan’i Madagasikara amin’ny fifampiresahana sy dinika an-databatra boribory indray ankehitriny na ireo mpanao politika avy amin’ny…
Vakiana manontolo » -
FIRONAM-BOKATRA VONJIMAIKA – FIFIDIANANA: Niakatra 43,05% ny taham-pandraisana anjara
Ny fironana vonjimaika navoakan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (Ceni), omaly tamin’ny 11ora sy 40 minitra no nahitana fa niakatra…
Vakiana manontolo » -
SADC- VONDRONA AFRIKANINA – OIF : Nizotra tao anatin’ny filaminana ny fifidianana teto Madagasikara
Nanatanteraka tatitra vonjimaika, ireo Mpanaramaso iraisampirenena momba ny fifidianana natao teto Madagasikara, ny sabotsy lasa teo, tetsy Ivandry. Nambaran’izy ireo…
Vakiana manontolo » -
FIRONAM-BOKATRA VONJIMAIKA: Mitarika 62,39% i Andry Rajoelina, 43,15% ny taham-pahavitrihana
Araka ny fironam-bokatra vonjimaika navoakan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (Ceni), omaly tamin’ny 6ora sy 30minitra hariva, dia niakatra ho…
Vakiana manontolo » -
FIRONAM-BOKATRA VONJIMAIKA: Mitarika amin’ny salanisa 69,56% i Andry Rajoelina
Ny fironam-bokatra vonjimaika azo tamin’ny 09ora alina omaly no nahalalana fa mitarika amin’ny salanisa 69,56% ny Kandidà Andry Rajoelina, ao…
Vakiana manontolo »