Trangam-piaraha-monina
-
FIFAMPITIFIRANA TENY ANDOHAN’I MANDROSEZA : Mpanolotsaina Filohana Andrimpanjakana ny iray voatifitra
Taorian’ny fifampitifirana teny Andohan’ i Mandroseza teo amin’ireo jiolahy sy ny Mpitandro filaminana, afak’omaly, fantatra izao fa Tale teo aloha…
Vakiana manontolo » -
FONJAN’AMBATONDRAZAKA : Fokonolona manodidina ny 500 nitaky famoahana olona enina
Tonga tao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ny vahoaka miisa 500 eo ho eo avy any amin’ny fokontany Begoavy sy Mangalaza, kaominina Feramanga…
Vakiana manontolo » -
VAKY FONJA TAO MANANJARY: Gadra miisa enina tafatsoaka, mandeha ny fanadihadiana
Vaky ny fonjan’i Mananjary ka gadra miisa enina no tafatsoaka tamin’izany, omaly vao maraim-be. Voalazan’ny tatitra fa ny arom-baravarankely efa…
Vakiana manontolo » -
OLONA TELO VOASAMBOTRA TAO MORONDAVA…: Isan’ireo nanaparitaka laza adina bakalorea mialoha tao amin’ny « Facebook »
Nanome toromarika ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny herinandro lasa teo fa fepetra hentitra no horaisina amin’ireo izay tompon’antoka amin’ny…
Vakiana manontolo » -
TAKSIBOROSY VAKY KODIARANA TRA-DOZA: Mpandeha miisa 5 namoy ny ainy, 7 hafa naratra mafy tao Befandriana Sud
Nisehoana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona tao Befandriana Sud, omaly. Vaky ny kodiaran’ilay taksiborosy amin’ny ilany havanana aloha. Tsy voafehin’ilay mpamily intsony…
Vakiana manontolo » -
FIKASANA HAMONO OLONA: Voaheloka fito taona asa an-terivozona i Raissa Razaivola
Voasazy hanao asa an-terivorozona fito taona i Raissa Razaivola, araka ny didim-pitsarana nivoaka, omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy taorian’ny…
Vakiana manontolo » -
SERANAM-PIARAMANIDINA NOSY BE: Sarona ny volamena nokasaina aondrana any Dubai
Mpandeha vehivavy teratany malagasy iray saika handeha ho any AddisAbeba no nahatrarana volamena “lingot” efatra milanja 2,958 kg. Nandritra ny…
Vakiana manontolo » -
FARI-DRANOMASIN’I SEYCHELLES : Avotra ireo Malagasy 18 narendriky ny sambo
Mifanome tanana amin’ny fanatontosana ny hetsika fampandriam-pahalemana an-dranomasina, eto Madagasikara ireo mpisehatra an-dranomasina rehetra. Tafiditra amin’izany ny avy eo anivon’ny…
Vakiana manontolo » -
ZAVA-MAHADOMELINA MAHERY VAIKA : Lasibatry ny fiparitahan’ny « Rôrô » ny tanora eto an-drenivohitra
Tranga nahoraka tao amin’ny tambazotran-tserasera sosialy Facebook tato anatin’ny andro vitsivitsy ny fisiana tanora maro lasibatry ny fiankinandoha amin’ny fandraisana…
Vakiana manontolo » -
SERANAMPIARAMANIDIN’I TOLIARA: Basy sy bala maro nampidirina an-tsokosoko
Ny alatsinainy atoandro, tokony ho tamin’ny 10ora, rehefa nanao ny fisavana (fouilles économiques) ireo mpiasan’ny fadintseranana dia nahatratra lehilahy iray…
Vakiana manontolo »