Fanadihadiana Manokana
-
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 – KINSHASA : Medaly volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2 ho an’i Madagasikara
Nahafahana nametraka an’i Madagasikara teo amin’ny laharana faha-13 ny fahazoantsika ireo medaly 9: volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2,…
Vakiana manontolo » -
FIRONGATRY NY GRIPA – ANDRO RIRININA: Mitombo avo efatra heny ireo zaza manatona tobim-pahasalamana
Manamora ny fihombon’ireo aretina azo avy amin’ny fifindran’ny “virus” sy ny mikraoba ny vaninandro ririnina. Isan’ireo aretina mahazo vahana amin’ny…
Vakiana manontolo » -
FIFANAKALOZAN-KEVITRA MOMBA NY ZOTRAM-PIFIDIANANA: Ivon’ny adihevitra ny momba ny lalàm-pifidianana sy ny fanavaozana ny lisitry ny mpifidy
Noporofoin’ireo mpisehatra ao anatin’ny tontolom-pifidianana ny maha zava-dehibe ny fanaovana fifanakalozan-kevitra omaly. Tonga maro izy ireo namaly ny fanasan’ny Ceni…
Vakiana manontolo » -
VEHIVAVY SY NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA POLITIKA : “Fitiavan-tanindrazana fa tsy tombontsoa manokana ny ahy” hoy ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy A.
Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, Renim-pianakaviana, Tompon’ny Vondrona Orinasa FREE, Filoha Nasionalin’ny Antoko Freedom ihany koa, ary ankehitriny dia misahana ny…
Vakiana manontolo » -
RIVODOZA « CHENESO » Zazalahikely iray maty, iray tsy hita popoka, 2 224 tra-boina ao amin’ny Faritra Ananjirofo
Mahatratra 2 224 sahady ireo olona tra-boina tao amin’ny faritra Analanjirofo, vokatry ny rotsak’orana niteraka tondra-drano nentin’ny rivodoza Cheneso, izay niditra…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Nihena 34% ny trangana halatr’omby, ny taona 2022
Nanatanteraka fifampiarahabana nahatratra ny taona 2023, ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava, Andrefan’Ambohijanahary. Nisy,…
Vakiana manontolo » -
FIOMPIANA OMBY SY ONDRY AMAN’OSY Tombony ho an’ireo tantsaha ao Atsimon’ny Nosy ny fisian’ny tetikasa « CASEF »
Ny ankamaroan’ny mponina ao an-toerana dia mivelona amin’io seha-pihariana omby sy ondry aman’osy io avokoa. Manoloana ny zava-misy vokatry ny…
Vakiana manontolo » -
FANARATSIANA ENDRIKA SY FANALAM-BARAKA : Nitory ny gazety « Le Monde Afrique » ny Pharmalagasy
Vokatry ny fanaratsiana sy fanalam-baraka, izay tsy mitombina akory, tao anatin’ny lahatsoratra an-gazety « Le monde Afrique », nivoaka ny…
Vakiana manontolo » -
COVID-19 TETO MADAGASIKARA Nahasitrana marary hatramin’ny 87,01% ny voka-pikarohana CVO+
Teo anatrehan’ireo toetra na karazana tsimokaretina avy amin’ny covid-19 (variant) efa niditra teto Madagasikara, raha ny fitiliana vita teny amin’ny…
Vakiana manontolo » -
HETSIKA SORA-PIANKOHONANA SY KARAPANONDRO FAOBE: Olona manodidina ny 3 tapitrisa hisitraka kopia sy karapanondro maimaimpoana
Hiroso amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (Ceni) ho fiomanana amin’ny fifidianana Filoham-pirenena…
Vakiana manontolo »