Toekarena
-
Politika
SOLIKA ILAHARANA ERAN’NY TANANA: “Ampy tsara ny tahiry, Kaompania roa no misedra olana”, hoy ny OMH
Manomboka misahotaka ny rehetra. Fanakorontanana tokoa ve sa antony hafa ? Tato anatin’ny andro vitsivitsy izay dia sahirana ny mpampiasa fiara rehetra vao mahita solika eny amin’ireo tobin-tsolika mahazatra eto an-drenivohitra ka hatrany amin’ny Faritra maro.…
Vakiana manontolo » -
-
-
-
-
-
-