Kolontsaina
    il y a 23 heures

    FANKALAZANA NY FAHA-64 FAHALEOVANTENA : Hanomboka anio ka hatramin’ny 25 jona ny « Podium lehibe » eto an-drenivohitra

    Efa tafiditra ato anatin’ ny  fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny fahaleovantena isika. Manomboka anio ka hatramin’ny 26 jona no hisokatra…
    Politika
    il y a 2 jours

    HERINARATRA HO AN’NY TONTOLO AMBANIVOHITRA: Nanolotra 18 Tapitrisa Euros i Alemana, tokantrano 66 360 hahazo tombontsoa

    Ny fifanarahana fanomezam-bola tsy averina (dons) izay nosoniavina omaly teo amin’ny Governemanta malagasy sy ny KFW  dia mahakasika ny tetikasa…
    Songadim-baovao
    il y a 3 jours

    FITRANDRAHANA AN-TSOKOSOKO ATAONA TAMBAZOTRA: Zana-tsokatra miisa 542 nisy nanary teny Mahitsy sy Sabotsy Namehana

    Nirongatra tato ho ato ny fitrandrahana an-tsokosoko harena voajanahary. Tranga niseho tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanariana zana-tsokatra mitotaly 542…
      14 mai 2024

      TRAFIKANA GIDRO SY SOKATRA ANARIVONY TANY THAÏLANDE: Tafakatra 18 ireo voasaringotra, niakatra teny amin’ny PAC ny valo

      Miisa 18 ankehitriny ireo olona voakasiky ny raharaha fanondranana gidro sy sokatra anarivony avy eto Madagasikara tratra tany ThaÏlande. Natolotra…
      6 mai 2024

      VARIKA SY SOKATRA ANARIVONY TRATRA TAO THAILANDE: Tombanana ho tsy nivoaka tamina seranana mahazatra, olona 10 efa voasambotra

      Mitohy hatrany ankehitriny ny fanadihadiana mahakasika ny tranga fanondranana an-tsokosoko sokatra miisa 1 076 sy varika miisa 48 tra-tehaka tany Thaïlande.…
      12 avril 2024

      RAFI-PAMPIANARANA TEKNIKA ETO MADAGASIKARA: Natomboka ny fanavaozana, hampifanarahana amin’ny toetr’andro sy ny filàn’ny asa

      Maro ny olana mbola sedraina ho an’ny sehatry ny fampianarana teknika eto Madagasikara. Ho famahana izany dia vahaolana entin’ny METFP…
      15 mars 2024

      JANOARY SY FEBROARY 2024 : Tafakatra 22 333 ireo mpizahatany nitsidika an’i Madagasikara

      Ahitam-pahombiazana ny paikady ampiharin’i Madagasikara ao anatin’ny fanatrarana ny tanjon’ny 1 000 000 tapitrisa mpizahatany hatramin’ny taona 2028. Nandritra ny volana janoary…
      6 mars 2024

      TRANGA FANOLANANA MISESISESY: Mankato ny “famosirana” ny ankamaroan’ireo olom-pirenena

      Nitombo ny trangana fanolanana misy eto Madagasikara ary manampy amin’ny fahafantarana izany ny firoborobon’ny tambazotran-tserasera sy ny ezaka fanamafisana lalàna…
      7 août 2023

      LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 – KINSHASA : Medaly volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2 ho an’i Madagasikara

      Nahafahana nametraka an’i Madagasikara teo amin’ny laharana faha-13 ny fahazoantsika ireo medaly 9: volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2,…
      18 juillet 2023

      FIRONGATRY NY GRIPA – ANDRO RIRININA: Mitombo avo efatra heny ireo zaza manatona tobim-pahasalamana

      Manamora ny fihombon’ireo aretina azo avy amin’ny fifindran’ny “virus” sy ny mikraoba ny vaninandro ririnina. Isan’ireo aretina mahazo vahana amin’ny…
      25 mars 2023

      FIFANAKALOZAN-KEVITRA MOMBA NY ZOTRAM-PIFIDIANANA: Ivon’ny adihevitra ny momba ny lalàm-pifidianana sy ny fanavaozana ny lisitry ny mpifidy

      Noporofoin’ireo mpisehatra ao anatin’ny tontolom-pifidianana ny maha zava-dehibe ny fanaovana fifanakalozan-kevitra omaly. Tonga maro izy ireo namaly ny fanasan’ny Ceni…
      8 mars 2023

      VEHIVAVY SY NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA POLITIKA : “Fitiavan-tanindrazana fa tsy tombontsoa manokana ny ahy” hoy ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy A.

      Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, Renim-pianakaviana, Tompon’ny Vondrona Orinasa FREE, Filoha Nasionalin’ny Antoko Freedom ihany koa, ary ankehitriny dia misahana ny…
      20 janvier 2023

      RIVODOZA « CHENESO » Zazalahikely iray maty, iray tsy hita popoka, 2 224 tra-boina ao amin’ny Faritra Ananjirofo

      Mahatratra 2 224 sahady ireo olona tra-boina tao amin’ny faritra Analanjirofo, vokatry ny rotsak’orana niteraka tondra-drano nentin’ny rivodoza Cheneso, izay niditra…
      9 janvier 2023

      ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Nihena 34% ny trangana halatr’omby, ny taona 2022

      Nanatanteraka fifampiarahabana nahatratra ny taona 2023, ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava, Andrefan’Ambohijanahary. Nisy,…
      5 janvier 2023

      FIOMPIANA OMBY SY ONDRY AMAN’OSY Tombony ho an’ireo tantsaha ao Atsimon’ny Nosy ny fisian’ny tetikasa « CASEF »

      Ny ankamaroan’ny mponina ao an-toerana dia mivelona amin’io seha-pihariana omby sy ondry aman’osy io avokoa. Manoloana ny zava-misy vokatry ny…
      12 novembre 2022

      FANARATSIANA ENDRIKA SY FANALAM-BARAKA : Nitory ny gazety « Le Monde Afrique » ny Pharmalagasy

      Vokatry ny fanaratsiana sy fanalam-baraka, izay tsy mitombina akory, tao anatin’ny lahatsoratra an-gazety « Le monde Afrique », nivoaka ny…
      12 novembre 2022

      COVID-19 TETO MADAGASIKARA Nahasitrana marary hatramin’ny 87,01% ny voka-pikarohana CVO+

      Teo anatrehan’ireo toetra na karazana tsimokaretina avy amin’ny covid-19 (variant) efa niditra teto Madagasikara, raha ny fitiliana vita teny amin’ny…
      1 septembre 2022

      HETSIKA SORA-PIANKOHONANA SY KARAPANONDRO FAOBE: Olona manodidina ny 3 tapitrisa hisitraka kopia sy karapanondro maimaimpoana

      Hiroso amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (Ceni) ho fiomanana amin’ny fifidianana Filoham-pirenena…
      23 juillet 2022

      LISEA, BIRAOM-PANJAKANA, TRANON’NY MPIANATRA,…: Manao sesilany ny fitokanana zava-bita ao Mahajanga

      Nisantaran’ny Filohan’ny Repoblika ny fitsidiham-paritra ataony ao Boeny ankehitriny, izay haharitra telo andro, ny fitokanana ny Lycée Manara-penitra Amborovy –…
      21 juin 2022

      FANADINAM-PANJAKANA : Mpianatra miisa 525.111 hiatrika CEPE anio, manerana ny Nosy

      Hotanterahina anio, ny fanadinam-panjakana CEPE/6 ème manerana an’i Madagasikara. Mpianatra miisa 525.111 no hiatrika izany amin’ity taom-pianarana 2021-2022. Mahatratra 1…
      13 juin 2022

      FANADIOVANA TEO AMIN’NY KAOMININA TOAMASINA : Olona tsy mpiasa nandray karama miisa 200 voatery nalàna

      Nambaran’ny ben’ny Tanànan’i Toamasina renivohitra,  Nantenaina Rakotonirina fa  hatramin’ny nandraisan’ny fitantanana ny tanàna, niezaka hatrany ny tenany nanatanteraka ny asa…
      21 février 2022

      MPONINA MAHERIN’NY 20 000 LASIBATRA…: Tany mirefy 1 777Ha bodoin’olon-tokana ao Ankonabe Analavory

      Fokontany dimy, ahitana an’Ankonabe, Amparihy, Ambohibola, Andranomavo, ary Andranonatoa no voakasika amin’ilay tany mirefy 1 777Ha izay vita soratra amin’ny olon-tokana…
      19 février 2022

      TAMBAJOTRAN-TSERASERA « FACEBOOK »: Sehatra fanehoan-kevitra vaovao mbola mila ianaran’ny Malagasy

      Tafapetraka eto Madagasikara ny tanjona sy ny tena antom-pisian’ny “Facebook” voalohany, dia ny maha “Tambajotran-tserasera” azy, izany hoe, hiseraserana. Nohamafisin’Andriamatoa…
      21 janvier 2022

      DISTRIKAN’I SOANIERANA IVONGO Kaominina maro nananganana tetezana hamaha olana ny mponina

      Anisany fotodrafitrasa goavana indrindra amin’ny vahoaka sy notanterahin’ny Fitondram-panjakana ao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo, ny tetezana. Fantatra, fa maro ireo…
      19 janvier 2022

      FIAKARAN’NY RANO ETO ANTANANARIVO: Ny fanariam-pako eny rehetra eny, sy ny fanotorana tany tsy ara-dalàna no antony

      Mafy dia mafy ny fiantraikan’ny rotsakorana nandritry ny alin’ny alatsinainy teo raha ho an’ny mponin’Antananarivo renivohitra. Fokotany maro no dibo-drano…
      7 janvier 2022

      Raharaha volamena 49 kg, Soanierana Ivongo, Jirama : Tsy hilefitra amin’ny fitadiavana ny marina ny Fitsarana

      Nitondra fanazavana momba ireo raharaham-pirenena goavana  tato ho ato, ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, ny minisitry ny Fitsarana, Imbiki Herilaza, omaly…
      4 janvier 2022

      FITATERANA AN-TARIBY (TPC) : Vahaolana amin’ny fitohanana, ara-toekarena sy ara-tontolo iainana

      Raha fintinina ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika, ny 31 desambra 2021 teo, mahakasika ny tetikasa fitaterana an-tariby na Transport par câble…
      27 décembre 2021

      Fiatrehana ny covid-19 : Hosokafan’ny Fitondram-panjakana indray, ny CTC-19 Soamandrakizay

      Laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ankehitriny, izay tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina ny fahasalamam-bahoaka, amin’ny alalan’ny velirano fahadimy, tamin’ny vahoaka malagasy. Nambaran’ny minisitry ny…
      18 décembre 2021

      RAHARAHA APOLLO 21: Voasazy 20 taona sy 10 taona asa an-terivozona i Paul Rafanoharana sy François Marc Philippe

      Rehefa avy nohenoina teo anoloan’ny Fitsarana efa roa herinandro ireo voampanga rehetra tao anatin’ny raharaha Apollo 21, dia nivoaka omaly…
      15 décembre 2021

      FIRONGATRY NY COVID-19: Handray fepetra ny Filankevitry ny Minisitra anio

      Tsy nisy tsy nahatsikaritra ny rehetra tato anatin’ny roa herinandro farany izay fa nahitana fiakarany be ny isan’ireo olona voamarina…
      10 septembre 2021

      Zandarimariam-pirenena : Tontosa ny fandrafetana ny Politikam-pirenen’ny fanatanjahantena

      Ho fanatsarana ny tontolon’ny fanatanjahantena izay handrafetana ny Politikam-pirenena vaovao  dia nangatahina manokana ny Zandarimariam-pirenena, mba hanome izay tolo-kevitra hanatsarana…
      11 août 2021

      TSY FITANDREMANA SY OLANA ARA-TEKNIKA Maromaro ny lozam-pifamoivoizana niseho tato ho ato

      Tato ho ato, maro ireo lozam-pifamoivoizana niseho, indrindra amin’ny lalam-pirenena, aterak’ireo fiara mpitatitra sy fiarabe, fa eo koa ny afitsoky…
      2 juillet 2021

      Ady amin’ny hosoka sy fakàna an-keriny : Tafapetraka ny fitaovana vaovao fanontana « plaque châssis » amin’ny fiara

      Notanterahina tamin’ny fomba ofisialy afakomaly lasa teo,  teo amin’ny Ivon-toerana fitsarana fiarakodia Amborovy Mahajanga, ny fanolorana ny fitaovana vaovao fanontana…
      2 juin 2021

      Fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly : Nojerena manokana ny fepetra sakana tsy iparitahan’ny valanaretina covid-19

      Niomana amin’ny fiverenan’ireo  mpianatra rehetra manerana ny Nosy, ny sekoly na ny Oniversite, na ireo toeram-piofanana isan-karazany, araka ny kabarin’ny…
      9 mars 2021

      ADY AMIN’NY FAHANTRANA : « Isan’ny vahaolana ny fandraisana andraikitry ny vehivavy », hoy i Mialy Rajoelina

      Anisany nanamarika ny andron’ny vehivavy 08 marsa tamin’ity taona 2021 ity ny fandraisan’anjara sy fitarihan’ny vadin’ny Filoham-pirenena, Mialy Rajoelina. Anisany…
      6 mars 2021

      FAMPIROBOROBOANA NY KOLONTSAINA: Politikam-pirenen’ny Kolontsaina, Satan’ny mpanakanto, tranoben’ny serasera sy kolontsaina, ANAC… tsy ho ela

      Tsy voafetran’ny mpihira sy ny mpitendry zava-maneno ary ny mpandihy ihany no atao hoe mpanakanto. Ho an’ny eto Madagasikara manokana,…
      6 février 2021

      FREEDOM: Nanavao ny birao nasionaliny ny Antoko

      Ankoatra ireo olon’ny Antoko Freedom avy eto Antananarivo, dia tonga maro ihany koa ireo solontenan’ny Antoko avy any amin’ny Faritra,…
      29 janvier 2021

      LOZAM-PIFAMOIVOIZANA : Anjatony ireo namoy ny aina vokatry ny tandrevaky ny mpamily

      Mampivarahontsana ny antontanisa vokatry ny lozam-pifamoivoizana miseho eto Madagasikara. Raha ny antontanisa avy amin’ny Zandarimariam-pirenena, dia nahatratra 388 ny tranga…
      6 janvier 2021

      VALANARETINA: Tsy mbola misy eto Madagasikara ilay covid-19 amin’ny endriny vaovao

      Ny faritra Mahajanga no nisian’ny resa-be nandeha tao ho ao, fa efa nahitana ilay trangan’aretina covid vaovao. Fantatra ary ankehitriny,…
      4 janvier 2021

      TAONA 2021: Ho taonan’ny asa, fanarenana sy fanorenana

      “Asa fa tsy kabary. Fampandrosoana ifarimbonan’ny rehetra no ifantohantsika manomboka anio. Ho taonan’ny asa, ny fanarenana sy fanorenana ny taona…
      23 décembre 2020

      FITOHANANA LAVARENY : Efa misy ny fandrindrana tanterahin’ny Kaominina Antananarivo

      Efa somebiseby tanteraka ny mponina eto Antananarivo sy ny manodidina hiatrika ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona. Roa andro…
      19 décembre 2020

      ZANDARIMARIA – ANTENIMIERANDOHOLONA : “Volam-panjakana madiodio no nividianana ireo fitaovam-piadiana”

      Nampanantsoina tao amin’ny Vaomiera mpanadihady eo anivon’ny Antenimierandoholona ny Tomponandraikitra ambony eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, mahakasika ny fividianana fitaovam-piadiana mahery vaika,…
      17 décembre 2020

      ASA FAMPANDROSOANA: Mila maharaka ny dian’ny Filoha ireo mambran’ny Governemanta

      Saika voakasiky ny fanontanian’ireo depiote avokoa ny sehatra rehetra nandritra ny fihaonana teo amin’ny Governemanta sy ny Depiote, ny talata…
      12 décembre 2020

      FIFIDIANANA LOHOLONA: 92% ny taham-pahavitrihana nanerana ny Nosy

      Tamin’ny 6 ora maraina no nisokatra ireo biraom-pifidianana rehetra nanerana ny Nosy omaly. Nialoha izany anefa, natao antsapaka ireo mpikambana…
      10 décembre 2020

      FIATREHANA NY FAHAVARATRA : Efa mivonona amin’ny fiakaran’ny rano ny faritra iva

      Toerana itrangana tondra-drano isan-taona ny faritra iva eto an-drenivohitra. Isan’izany ny eny Ampandrana, Besarety, Avaradoha, Mahavoky, Andravoahangy, Mandilaza, Ambodivona, mipaka…
      9 décembre 2020

      ANDRIMPANJAKANA: Fantaro ny momba ny Antenimierandoholona

      Anisany andrimpanjakana eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny Antenimierandoholona, araka ny voalaza ao amin’ny andininy faha-40-n’ny Lalàmpanorenana. “Loholon’i Madagasikara” na…
      8 décembre 2020

      OLANA ANY ATSIMO : Miditra amin’ny fanafoanana ny Kere ny Fitondram-panjakana

      Miditra lalindalina kokoa amin’ny fanafoanana ny kere any Atsimo ny eo anivon’ny Governemanta ary mifarimbona sy mifanome tanana hatrany manoloana…
      5 décembre 2020

      PAIKADY FANARENANA NY ORINASA JIRAMA : Irosoana ny famongorana ireo mpampiasa herinaratra tsy ara-dalàna

      Mitohy ny hetsika famongorana ny fampiasana herinaratra sy rano tsy ara-dalàna ataon’ny Jirama, izay tafiditra ao anatin’ny paikady fanarenana ny…
      4 décembre 2020

      MINISITRA BAVY ANGELICA MICHELLE : “Hapetraka ny fotodrafitrasa ho an’ireo manana fahasembanana…”

      Nankalazaina omaly, ny 3 desambra, Andro iraisam-pirenena ho an’ireo olona manana fahasembanana, tetsy ami’ny Parvis Analakely. Nambaran’ny minisitry ny Mponina…
      3 décembre 2020

      KERE ANY ATSIMO: Tsy mbola vita ny ady, ilaina hatrany ny tolo-tanana

      Tsy mamela ny fanjakana hipetrapetra-potsiny amin’izao io tsy fanjarian-tsakafo any Atsimon’ny Nosy io. Maro no efa vita, raha mbola betsaka…
      3 décembre 2020

      ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA: Basy tsy ara-dalàna 2500 no sarona tao anatin’ny 2 taona

      Sambany teo amin’ny tantaran’ny Firenena sy ny tantaran’ny Faritra Matsiatra Ambony, ny  fahazoana basy maro dia maro tany an-toerana. Amin’ireo…
      30 novembre 2020

      FANAOVANA MALOTO AN-DALAMBE : Olona 549 no tra-tehaka tao anatin’ny telo volana

      Ny olon-drehetra dia samy eo ambany lalàna avokoa. Raha ny antontanisa avy amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra, momba ny fandikan-dalàna, mahatratra…
      26 novembre 2020

      FANAKORONTANANA TAMIN’NY TETEZAMITA : Nopotehina ara-pomba miaramila ireo baomba vita tanana sarona

      Notanterahina ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny kianja fanazarantena mitifitra (champ de tirs) any Langaina ny famotehana ara-pomba miaramila ireo…
      Fermer