Fanampiana
-
FIZARANA FANAMPIANA: Tsy miandry ny fahavitan’ny « Digitalisation »
Anisan’ny vaovao lehibe nambaran’ny Filoham-pirenena, nandritra ny fandaharana manokana, nataony ny Alahady teo, ny mahakasika ny “Digitalisation”, na fidirana amin’ny…
Vakiana manontolo » -
FANAMPIANA ARA-TSOSIALY: Tokantrano iray tapitrisa no tohanan’ny Fanjakana
Isan’ny vaindohan-draharahan’ny Fanjakana, ankoatra ny fanohanana ny sehatry ny fitsaboana, ny fanampiana ara-tsosialy ireo mponina, ao anatin’izao krizy ara-pahasalamana izao.…
Vakiana manontolo » -
MPANOLOTSAINA CUA – FREEDOM: Nanolotra fanampiana ireo mpiasan’ny fasam-bahiny Anjanahary
Ny eny amin’ny Fasam-bahiny eny Anjanahary no toerana natokan’ny Fanjakana andevenana ireo nodimandry teto Antananarivo, kanefa tsy afaka namonjy ny…
Vakiana manontolo » -
LISITR’IREO HAHAZO FANAMPIANA: Hidina ifotony hanadihady ny Fanjakana
Taorian’ireny savorovoro niseho isaky ny toerana nanatanterahana ny fizarana Vatsy tsinjo ireny, hisy ny lamina vaovao hapetraky ny eo anivon’ny…
Vakiana manontolo » -
MPIARA-MIOMBON’ANTOKA: Nanolotra fanampiana ho an’ny Fanjakana malagasy
Fahavalo iraisana ny Covid-19. Efa samy resy lahatra amin’izany avokoa ny rehetra, ary tokony hiara-hisalahy sy hifanome tanana amin’ny famongorana…
Vakiana manontolo »