Lucien R.
-
Songadim-baovao
MITAO FORECAST AFRICA : Nandrombaka ny amboaran’ny POESAM nasionaly 2025
Mitao Forecast Africa no nandrombaka ny amboaran’ny Poesam 2025 na ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient »…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANABEAZANA SY FIAHIANA NY ZAZA MADINIKA: Tsy misy afa-tsy 0,3% ny tetibolan’ny fanabeazam-pirenena
Miantoka ny fivelaran’ny zaza iray manontolo ny fametrahana tetibola sahaza dieny izy mbola bitika. Nohazavain’ireo manam-pahaizana amin’izany fa eo anelanelan’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
CISCO ATSIMONDRANO: Manamafy ireo fitakiana ho fanavaozana ny fanabeazana
Nanatanteraka hetsika tamin’ny alakamisy lasa teo ireo mpampianatra sy mpandraharaha avy ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Atsimondrano, ho fanehoan’izy ireo fa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ASA FIKAROHANA: Tokony hisy fiantraikany amin’ny fampandrosoana ny firenena
Manodidina ny 0,01% amin’ny tetibola ankapoben’ny Fanjakana no natokan’ny Fitondram-panjakana hatramin’izay ho an’ny sehatry ny fikarohana, raha ny nambaran-dRamatoa Rondro…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FAHASALAMAN’NY MPIASA: Nametrahana OSTIE eny foiben’ny Star Andranomahery
Manaraka ny fenitra ISO 45001 ny orinasa Star eo amin’ny lafiny fahasalamana sy ny fiarovana ny asa. Ho fanatanterahana izany…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
TOSIKA FANDRAHARAHANA: Tanora 10 mianadahy hisitraka famatsiam-bola 151 736 000 Ariary
Nivaly ny fangatahana ho anireo tanora mpitondra tetikasam-pampandrosoana nifaninana taminny Fandaharanasa fampiroboroboana ny Fandraharahanny Tanora na “Programme de Promotion de…
Vakiana manontolo » -
Politika
«SYNDICAT AUTONOME DES INSPECTEURS DU TRAVAIL»: Mitaky ny hamoahana ny sata manokana mifehy azy ireo
Mahatsapa ry zareo avy ao aminny «Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail» fa marary ny tontolonny asa sy ny fampanananasa…
Vakiana manontolo » -
Politika
VEHIVAVY MALAGASY MPITARIKA: Miantso ny hisian’ny fitoviana eo amin’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy
Manoloana ireny tranga niseho teto aminny firenena hatraminny faranny herinandro teo ireny dia manao antso avo ho aminny fandriampahalemana hatrany,…
Vakiana manontolo » -
Politika
VONDRON’NY RANO SY NY ALA: Miainga avy eny Nanisana ny fibaikoana, mitsahatra ny fanomezana fahazoan-dalana rehetra
Manana ny sata maha “para-militaire” ny vondron’ny Rano sy ny Ala. Anjara asan’izy ireo ny miaro sy manome lanja ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: « Miasa ny Polisy hisorohana ny mety ho fandikan-dalàna
Anisanny Hery fiarovana sy filaminana akaikinny vahoaka ny Polisim-pirenena, eo anatrehanny fiarovana azy sy ny fananany. Nitafatafa taminireo vahaoka tonga…
Vakiana manontolo »