Lucien R.
-
Songadim-baovao
MPIASAN’NY FAHASALAMANA : “Tsy andraikitry ny sendika ny manala na mametraka olona amin’ny toerany”
Manoloana ireo fanambarana maro samihafa ataon’ireo mitonona ho sendikan’ny mpiasan’ny fahasalamana dia nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ireo Vondron’ny Mpiasan’ny Fahasalamana,…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANAFOANANA NY DELESTAZY ETO ANTANANARIVO: Hametra-pialana ny Filoha raha tsy vita ao anatin’ny herintaona
Nisongadina tamin’ny loabary an-dasy tao Iavoloha omaly, ny nanazavan’ny Filoha Andry Rajoelina ireo tetikasa rehetra entina amahana ny olan’ny famatsiana…
Vakiana manontolo » -
Politika
SAVOROVORO NY 25 SEPTAMBRA 2025 : Mpandroba 05 naiditra am-ponja, mpanao fihetsiketsehana 14 arahi-maso ara-pitsarana
Niakatra fitsarana omaly ny raharaha fihetsiketsehana an-dalambe tsy nahazoana alalana niharo fandrobana ny andron’ny Alakamisy 25 septambra 2025 teo. Miisa…
Vakiana manontolo » -
Fanatanjahan-tena
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Isan’ireo hiatrika ny lalao sakana aty Afrika ny Barea an’i Madagasikara
Lavon’ny Barea an’i Madagasikara 2 no ho 1 ny Les Cœlacanthes an’i Comores nandritra ny andro faha-9 eo amin’ny fifanintsanan’ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
GOVERNEMANTA VAOVAO: Voatendry ireo Minisitra telo misahana ny fitandroana filaminana
Raha toa ka vao nandray ny asany omaly ny Praiminisitra vaovao, ny Jeneraly Zafisambo Ruphin Fortunat, dia tsy niandry ela…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANARENANA NY FIRENENA : Miantso ny fiaraha-mientan’ny rehetra ny Praiminisitra Zafisambo Ruphin
Nahitsy ny Praiminisitra Zafisambo Ruphin Fortunat omaly, raha nandray fitenenana fa ny Fanjakana dia tsy sehatra iadian-kevitra fotsiny, fa ho…
Vakiana manontolo » -
Politika
FIFIDIANANA LOHOLONA : Nahemotra ny daty fandrotsahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina
Nanatanteraka fandaharana manokana omaly, ny filohan’ny Vaomiera Nasionaly mahaleo tena misahana ny fifidianana, Dama Arsène, momba ny toe-draharaham-pirenena amin’ny ankapobeny.…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
LMA AMPEFILOHA: Mitohy ny fampianarana
Nanamafy omaly ny “proviseur” eo anivon’ny Lisea Maoderina Ampefiloha (LMA), Andrianjafy Mamisoa, fa tsy misy ny fiatoan’ny fampianarana ao amin’io…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FAMPIAKARANA IREO MILINA MPAMOKATRA HERINARATRA AVY ANY TOAMASINA: Hisy fanelingelenana mandritra ny hateloana ny fifamoivoizana eny aminny RN2
Hafainganina hatrany ireo asa entina hamahana ny olan’ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara. Ho an’Antananarivo manokana dia anisan’ny vahaolana ampiharina, raha…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO : Olona 12 indray naiditra hopitaly tany Ambohimandroso
Olona maromaro indray niditra hopitaly tao amin’ny CSBII Ambohimandroso, izay tratran’ny fanampoizinana ara-tsakafo, omaly maraina taminny 7 ora. Fianakaviana iray…
Vakiana manontolo »