Rado Harivelo
-
Songadim-baovao
DIPLOMASIA PARLEMANTERA : Mamita iraka any Londres ny filohan’ny Antenimierandoholona
Ho fanamafisana ny diplomasia parlemantera sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Antenimierandoholona malagasy sy ny « Chambre des Lords » any Royaume-Uni. Mamita…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FITRANDRAHANA HAZO TSY ARA-DALANA : Tambazotra iray no rava, ala 2 ha voatrandraka
Tra-tehaka ireo olona miisa folo, nitrandraka sy mitatitra hazo tsy ara-dalàna ao amin’ny ala antsoina hoe Agnalafanja, fokontany Soatanimbary, kaominina…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
SOAVINA NOSY VARIKA: Trano miisa 300 kilan’ny afo tanteraka, 598 ireo olona traboina
Mila mitandrina fa ny loza tsy mampandre! Nitrangana haintrano ny tanànan’i Manakana 4, ao anatin’ny fokontany Marovato II, anatin’ny distrikan’i…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FONJAN’AMBATONDRAZAKA : Fokonolona manodidina ny 500 nitaky famoahana olona enina
Tonga tao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ny vahoaka miisa 500 eo ho eo avy any amin’ny fokontany Begoavy sy Mangalaza, kaominina Feramanga…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FAMPANANTENAN’NY FILOHA : miverina misokatra indray ny Zotran-dalamby Fianarantsoa Côte Est
Miverina ny zotra an-dalamby FCE na Fianarantsoa Côte Est mampitohy an’i Fianarantsoa amin’ny Faritra Fitovinany. Ny Filoha Andry Rajoelina niaraka…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
PENTEKOSTA IEREN-DOZA 2023 : Hamafisina ny fitsirihana ara-teknika ireo fiara
Anatanteraka hetsika fitsirihana ara-teknika na « Opération contrôles techniques » amin’ireo fiara mifamoivoy an-dalambe mandritra ny fito andro, nanomboka omaly, hatramin’ny 01…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’ANDILAMENA : Jiolahy enina nifandona tamin’ny zandary, lavon’ny bala i Jaky Mena
Nanatanteraka fisafoana tampotampoka tamin’ny lalam-pirenena 3A, ny mpitandro filaminana avy ao anivon’ny Vondron-tobim-paritra Andilamena, afakomaly alina, hifoha omaly alarobia, izay…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIDAROHANA SIVILY TETSY AVARADOHA : Noroahina tsy ho miaramila intsony izy enin-dahy
Nandraisana fepetra avy hatrany ! Miaramila miisa enina nidaroka olon-tsotra miisa telo, teny Avaradoha, afakomaly alina, tokony ho tamin’ny 10 ora.…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DAHALO MPAKA AN-KERINY AO ANDILAMENA : Nolavin’ny Zandary ilay volabe 20 tapitrisa Ar tambin’ny famotsorana
Vokatry ny ezaka nataon’ny fokonolona sy ny zandary mifehy ny faritra Bemaitso sy Antanimenabaka taorian’ny fahazoana loharanom-baovao marim-pototra, dia tra-tehaka…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIATREHANA NY LALAON’NY NOSY : « Mila mandresy isika ary tsy maintsy voalohany i Madagasikara », hoy ny Filoha Rajoelina
Notoloran’ny Fitondram-panjakana fampitaovana ilaina amin’ny fanazarantena sy fifaninanana rehetra, omaly ny taranjam-panatanjahantena efatra, tetsy amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina.…
Vakiana manontolo »