Rado Harivelo
-
Songadim-baovao
SENDIKAN’NY MPIASAN’NY INSTAT : Manao antso avo ny Fitondram-panjakana hijery ny olana sedrainy
Manoloana ny fetin’ny Mpiasa, namoaka fanambarana ny Sendikan’ny mpiasan’ny Instat omaly, indrindra ireo mpiasa “Contractuel”. Nankasitrahan’izy ireo manokana ny Fitondram-panjakana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
TALE JENERALY MAHADINY GIRARD : « Tohizina sy irosoana hatrany ny Fanavaozana ny fitantanana ny asam-panjakana »
Marolafy ny fanavaozana momba ny asam-panjakana ! Nasongadin’ny Tale jeneralin’ny Asam-panjakana, Mahadiny Girard Bernardin, omaly tetsy amin’ny birao fiasany, fa « efa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
KIANJA, BIRAOM-PANJAKANA, FONJA, GARA… : Tanteraka tao Ambositra ireo fotodrafitrasa mifandraika amin’ny velirano 13
« Teto amin’ity toerana ity no nanaovantsika velirano tamin’ny fampielezan-kevitra. Nanontaniana hoe iza no mila Kianja manara-penitra eto Ambositra, dia nanangan-tanana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
SEHA-PIHARIANA LAVANILA : Apetraka ny fanalalahana, hafainganina ny fahazoana alalana hanondrana
Nanatanteraka dinika fikaroham-bahaolana momba ny lavanila ao Sambava, ny Filoha sy ireo mpisehatry ny lavanila ao Sava, omaly tolakandro, na…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ROTIKY NY BALA NY FIARAN’NY ZANDARY : Lavo voatifitra i Djafar mpaka an-keriny, Zandary iray maratra
Tratran’ny tsy nampoizina! Lavo i Djafar karana jiolahy raindahiny mpaka an-keriny, rotiky ny bala ny fiaran’ny Zandarimaria iray. Ireo no…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIVERENAN’NY FANONDRANANA VOLAMENA : Mampivoatra ny toekarena no manafoana ny fanondranana an-tsokosoko
Nitondra fanehoan-kevitra mahakasika ny fepetra noraisin’ny Fitondram-panjakana momba ny fanokafana indray ny fanondranana volamena any ivelany, ny herinandro lasa teo,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ZANAK’AMBOHIMANGA : Namboly zana-kazo anjatony tamin’ny lalan’ny Mpanjaka
Nanatanteraka fambolen-kazo ny zanak’Ambohimanga teny amin’ny lalan’ny Mpanjaka teny Ambohimanga Rova, ny sabotsy lasa teo. « Mirehareha fa zanak’Ambohimanga ». Io no…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANONDRANANA ENTANA AN-TSOKOSOKO ANY MAYOTTE : Sambo haingam-pandeha iray sarona, teratany mahore roa tra-tehaka
Tsy afa-bela fa tra-tehaka ny sambo haingam-pandeha, izay nitondra trondro 2 Taonina sy solika 840 litatra, tao Dar es Salaam,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO : Naiditra am-ponja ireo roa lahy mpangalatra entan’ny mpandeha
Tsy afa-bela ireo roa mpangalatra entan’ny mpandeha eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, fa naiditra am-ponja vonjimaika afakomaly, rehefa niakatra fampanoavana teny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Tafakatra 394 ny asan-jiolahy niseho ny taona 2022
Velirano voalohan’ny Filoha, Andry Rajoelina, ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Manao ny ainy tsy ho zavatra ireo mpitandro filaminan enti-miatrika…
Vakiana manontolo »