Rado Harivelo
-
Fanadihadiana Manokana
ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Nihena 34% ny trangana halatr’omby, ny taona 2022
Nanatanteraka fifampiarahabana nahatratra ny taona 2023, ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava, Andrefan’Ambohijanahary. Nisy,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANAMBOARAN-DALANA RN-13 : Tsy resabe intsony, irosoana ny fanamboarana azy
Tsy ho resabe intsony fa tena izy ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-13. Araka ny nambaran’ny Banky eoropeanin’ny Fampiasam-bola (BEI), afakomaly,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIAROVANA IREO VARIRA : 80 hatramin’ny 100 isan-taona ireo mpaka an-keriny nosamborina
Maro ireo ambana manjo ireo olona varira ankehitriny ! Na izany aza, misy ny ezaka tanterahin’ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny Zandarimariam-pirenena momba…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
MADAGASIKARA : Hiverina hahazo ny fanohanana ara-bola avy amin’ny « Millenium Challenge Corporation »
Nifarana afakomaly, ny dian’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, ary ireo delegasiona niaraka aminy tao Washington DC. Ny fanatrehana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIFANDRAISAN’I MADAGASIKARA SY ETAZONIA : Noraisin’ny Filoha Joe Biden tao amin’ny « Maison Blanche » ny Filoha Rajoelina
Nihaona manokana tamin’ny Filoha amerikanina, Joe Biden, ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, afakomaly, tao amin’ny Maison Blanche, Washington DC, mialoha ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
LALAMBE MIGODANA ANTANANARIVO – TOAMASINA : Hitondra fandrosoana ara-toekarena sy ara-sosialy ary hampiray ny Faritra telo
Pejy vaovao ho an’ny tantara no niseho ny sabotsy lasa teo, izay nanamarika ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny asa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’ANTSOHIHY : Lavon’ny bala ilay Mpimasin-dahalo mpamerin-keloka sy mpamatsy fitaovam-piadiana
Manoloana ny tsy Fandriampahalemana izay miseholany amin’ny sisin-tany mifanefitra amin’ny Distrikan’i Bealanana sy Antsohihy miseho amin’ny halatr’omby an-taonany maro izay.…
Vakiana manontolo » -
Trangam-piaraha-monina
TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Misesisesy ny lehibena dahalo maty lavon’ny zandary
Dahalo iray malaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana no lavon’ny zandary, ny zoma lasa teo, antsoina hoe Revato, avy any Mahatsinjo, anatin’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIVAROTAN-TENA AMIN’NY ATERINETO : Voasambotra ilay atidoha nikotrika nampiasa vehivavy maromaro
Tsy afa-bela ! Efa ny datin’ny 28 septambra lasa teo, no naharay vaovao avy tamin’ny olona tsara sitrapo ny zandary miasa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’ANTSOHIHY : Lavon’ny bala ilay lehibena tambajotran-jiolahy mahery vaika
Nahazo antso tamin’ny olona tsara sitrapo ny zandary tao amin’ny Tobim-paritra Anahidrano fa ilay jiolahy ela nifampitadiavana nandritra ny herintaona,…
Vakiana manontolo »