Rado Harivelo
-
Songadim-baovao
MPIARO IREO OLO-MANAN-KAJA AMBONY : Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ireo zandary 30 nahavita fiofanana
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Vondron-kery manokana (CFS) ireo zandary mpiofana mpiaro ireo olo-manan-kaja ambony,…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
FANARATSIANA ENDRIKA SY FANALAM-BARAKA : Nitory ny gazety « Le Monde Afrique » ny Pharmalagasy
Vokatry ny fanaratsiana sy fanalam-baraka, izay tsy mitombina akory, tao anatin’ny lahatsoratra an-gazety « Le monde Afrique », nivoaka ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
EPP AMBOHIMARINA : Nisitraka fitaovam-pianarana ireo mpianatra rehetra
Tonga nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra ao amin’ny EPP Ambohimarina, anatin’ny Kaominina Ambohimanga Rova, ao anatin’ny Cisco Avaradrano, ny avy…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
LAPAN’I MANAMPISOA SY TRANOVOLA ENY MANJAKAMIADANA : Harenina hiverina amin’ny endriny tany am-piandohana
Niteraka resabe tany anaty tambajotra ara-tsosialy ny fanohizana ny asa fanavaozana ny vakoka ao amin’ny Rovan’i Madagasikara, izay nametrahan’ny Fitondram-panjakana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
KAOMININA MAROTOLANA – AMBANJA : Rongony 840 kg sarona, lehilahy iray voasambotra
Rongony 840 kg be izao ! Vokatra goavana azon’ny Vondron-tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Antsohihy, momba ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina notanterahin’izy…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ANALAROA ANJOZOROBE : Lavon’ny balan’ny zandary i Lehaja jiolahy naman’i Iarisy
Nahazo angom-baovao ireo Zandary fa misy jiolahy iray atao hoe Randriamady Hajasoa, antsoina hoe Lehaja, tanan-kavanan’i Iarisy, izay jiolahy nitarika…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’ANTSOHIHY : Lavon’ny balan’ny zandary ny dahalo roa mpamerin-keloka
Notafihana andian-jiolahy miisa fito mitam-piadiana ny tanànan’Antanamarina, kaominina Ambodimandresy, distrikan’ Antsohihy, ny alin’ny sabotsy 15 jolay lasa teo. Very tamin’izany…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’I BETAFO : Lehilahy iray nahatrarana vola sandoka mitentina 21 tapitrisa Ar mahery
Tsy afa-bela ilay mpanaparitaka vola sandoka ! Ny alakamisy 28 jolay, tamin’ny 2 ora tolakandro, naharay antso tamin’ny olona tsara sitrapo, …
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIZARANA KARA-TANY, FITOKANANA TSENA, CSB MANARAPENITRA : Tsy nohadinoin’ny Filoha Rajoelina ny vahoakan’i Mandoto
Notanterahina omaly, tao amin’ny distrikan’i Mandoto, ny fizarana ny Kara-tany miisa 163713 ho an’ireo Kaominina 33 amin’ny 90, ao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
PRAIMINISITRA NTSAY CHRISTIAN : « Vinavinaina ho ny 50%-n’ny mponina hisitraka ny angovo azo havaozina »
Nosantarin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Ntsay Christian sy ny Mpandrindra ny Rafitry ny Firenena Mikambana, miasa sy monina eto Madagasikara,…
Vakiana manontolo »