Rado Harivelo
-
Songadim-baovao
FANADINAM-PANJAKANA : Mpiadina 315.514 hiatrika ny BEPC manerana ny Faritra 23 anio
Efa tomombana araka ny tokony ho izy ny fanomanana ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana BEPC ho amin’ity taom-pianarana 2021-2022 ity. Efa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
BESALAMPY : Botry iray sarona nitondra hazo sarobidy miisa 115 isa
Rehefa nahazo vaovao avy tamin’ olona tsara sitrapo ny mpiasan’ny distrika sy ny zandary ary ny polisy ao Besalampy, ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIFANINANANA LITERATIORA AN-TSORATRA : Hatonta ho boky ny asa soratry ireo mpandresy voalohany
Fanoratana sombin-tantara, tantara foronina ary amboarana tononkalo nanaraka ny lohahevitra « Tagnamaro », « Iray ihany isika », « Asa sy Ezaka », fepetra voalohany notakiana…
Vakiana manontolo » -
Kolontsaina
IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY : Ho fantatra anio ireo nandresy tamin’ny fifaninanam-pirenena
Hotontosaina anio, etsy amin’ny Ivokolo Analakely, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany maraina, ny hetsika famaranana ny « Iray volan’ny teny…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
FANADINAM-PANJAKANA : Mpianatra miisa 525.111 hiatrika CEPE anio, manerana ny Nosy
Hotanterahina anio, ny fanadinam-panjakana CEPE/6 ème manerana an’i Madagasikara. Mpianatra miisa 525.111 no hiatrika izany amin’ity taom-pianarana 2021-2022. Mahatratra 1…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANDRINDRANA NY MPONINA : Tosika lehibe ho an’ny fampandrosoana ny fanatsarana ny sehatra efatra voakasika
Notontosaina, omaly tetsy Ankorondrano, ny Fikaonandoha avo lenta, teo ambany fiahian’ny Sampandraharaha amerikanina misahana ny Fampandrosoana (USAID), ary isan’ny nandray…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’AMBATOLAMPY : Tra-tehaka ilay tovolahy miaraka amin’ny rongony vita fatorana miisa 83
Ny alakamisy faha 9 jona 2022, nandritra ny fivoriana fanomanana ny fetin’ny 26 jona, izay natao tao amin’ny Biraon’ny distrikan’…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
IADIANA AMIN’NY COVID-19 : Mbola ny 4%-n’ny Malagasy no vita vaksiny
Ao anatin’ny vanim-potoan’ny ririnina isika izao, ary tokony samy mbola hitandrina mahakasika ny valanaretina covid-19. Raha ny antontanisa ny farany…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
FANADIOVANA TEO AMIN’NY KAOMININA TOAMASINA : Olona tsy mpiasa nandray karama miisa 200 voatery nalàna
Nambaran’ny ben’ny Tanànan’i Toamasina renivohitra, Nantenaina Rakotonirina fa hatramin’ny nandraisan’ny fitantanana ny tanàna, niezaka hatrany ny tenany nanatanteraka ny asa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FAKANA AN-KERINY ETO AN-DRENIVOHITRA : Mpivarotra zava-mahadomelina mahery vaika 10 voasambotra, teratany vahiny ny efatra
Tsy afa-bela ireo mpivarotra zava-mahadomelina mahery vaika ! Taorian’ny fanamarinana fa zava-mahadomelina karazany efatra no hita tamin’ireo tanora lasibatry ny fakàna…
Vakiana manontolo »