Rado Harivelo
-
Songadim-baovao
MANDRITSARA : Lavon’ny bala i Jean Be dahalo nikoizana tamin’ny halatr’omby
Ny alin’ny alatsinainy 30 hifoha 31mey lasa teo, tany ho any amin’ny misasakalina, niantso « Vonjeo » Ramatoa Dadie monina ao Antsirabe-Afovoany,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FAKANA AN-KERINY VEHIVAVY ETO AN-DRENIVOHITRA : Efa misy irika hahafaha-mamantatra ireo olon-dratsy
Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Mpitondra tenin’ny Filohan’ny Repoblika sady Talen’ny serasera eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, Lova…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
MANDRITSARA : Tafaverin’ny zandary sy ny fokonolona ny omby 17 norobain’ny dahalo
Omby 22 isa avy novidiana tamin’ny Tsena Sabotsibe, fokontany Ambohimandroso, Kaominina ambonivohitra sy distrikan’i Mandritsara, nokasaina hoentina any Mananara-Avaratra…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
CENTRE D’INCUBATION, KIANJA, EPP, LALANA, BIRAO… : Fotodrafitrasa maro no notokanana tao Ihosy
Nanatanteraka fitsidiham-paritra tao Ihosy, renivohitry ny Faritra Ihorombe, ny Filoha Repoblika Andry Rajoelina, ny sabotsy lasa teo. Anton-diany tamin’izany ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
ZO MAHAFANTATRA NY RAHARAHAM-PANJAKANA: Zava-dehibe ny fananana antontam-baovao nomerika azo averina ampiasaina
Nisy ny fanatanterahana vela-kevitra narahina adihevitra omaly, tetsy Antaninarenina miompana indrindra amin’ny « Open Data » na ny antontam-baovao misokatra sy ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’ANJOZOROBE : Dahalo mpaka an-keriny 105 voasambotra tao anatin’ny valo volana
Mafana vay amin’ny asan-dahalo sy ny fakàna an-keriny ny ao amin’ny distrikan’Anjozorobe iny. Nanomboka ny 30 aogositra 2021 ka hatramin’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIARAHA-MIASA AMIN’NY SIANTIFIKA : Mandray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny CIRAD
Tafiditra ao anatin’ny Fandaharanasan’ny « FoodSec Semence » eo anivon’ny Departemanta fikarohan’ny FOFIFA ny fanolorana ny fotodrafitrasa nohavaozina, ny herinandro…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
Amparafaravola, Faritra Alaotra Mangoro : Vita ny tohodrano afa-manondraka 10.000 Ha, Mpamboly 6000 no hisitraka
Notokanan’ny Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina omaly, ny tohodrano entina hanondrahana tanimbary any aminy 10000 ha, tao Sahabe, Kaominina Ambodirano, distrikan’Amparafaravola.…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
Befandriana Avaratra : Tafaverin’ny Zandary sy ny fokonolona ireo omby 83 norobaina dahalo 20
Nitrangana fanafihan-dahalo mahery vaika tao Andohan’Ambala, kaominina Ambanivohitra Antsakanalabe distrikan’i Befandriana avaratra ny alin’ny 1 mey lasa teo, izay nahaverezana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
Fivadiham-pitokisana 200 tapitrisa ariary : Mpivady novonoin’ny zana-kavany, tamin’ny fomba feno habibiana
Nahaontsa tanteraka ny nahita ny fatin’izy mivady afakomaly, izay tao anaty korontam-bato, tao Ambohimanjanaka, fokontany Ambohimitsinjo, kaominina ambanivohitra Ambohimanambola, distrikan’Antananarivo…
Vakiana manontolo »