Sarobidy Sidonie
-
Samihafa
FETIN’NY PANTEKOSTA: nitrangana lozam-pifamoivoizana miisa 11, vokatry ny hamamoana ny 04
Amin’ny ankapobeny dia nilamina ny fetin’ny Pantekosta, ho an’ny teto an-dRenivohitra. Ankoatra ny tsy fandriam-pahalemana madinidinika sy ny fahatrarana zava-mahadomelina…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
« UNOC 3 » AO NICE FRANTSA: nitarika ny ady sisika iarovana ny tombontsoan’i Madagasikara ny Filoha Rajoelina
Notanterahina omaly maraina, ao Nice, Frantsa ny lanonam-panokafana ny « United Nation conference Ocean » na UNOC andiany fahatelo. I…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
HAITAO ARA-KAJY MIRINDRA: ankizy valo mianadahy manana fahasembanana ara-tsaina nahavita fiofanana
Notontosaina ny sabotsy lasa teo, tetsy Ankorahotra, ny lanonana nizarana mari-pahavitana fiofanana ho an’ireo zaza miavaka kely, « certificat de…
Vakiana manontolo » -
Samihafa
KERMESY FAMPIFALIANA NY ANKIZY: nisafidy toerana ivelan’ny renivohitra ireo mpikarakara
Anisan’ny mampiavaka ny fetin’ny Paska sy ny Pantekosta ny fisian’ireo hetsika maro entina hampiravoana ny ankohonana. Anton’izany moa ny…
Vakiana manontolo » -
Samihafa
TETIKASA «PIPELINE EFAHO»: Ho vita hatramin’ny volana septambra ny toby fitahirizan-drano eo Mahatsinjo
Isan’ireo nisongadina tao anatin’ny tatitry ny filan-kevitry ny Minisitra natao omaly ny firosoan’ny tetikasa fitarihan-drano “pipeline Efaho”, tetikasan’ny Filohan’ny…
Vakiana manontolo » -
Non classé
AKON’NY ROTSAK’ORANA MISESY: Tafakatra 07 no maty, 13 159 traboina
Tsy mitsaha-mitohy ny rotsak’orana eto afovoan-tany. Mitombo manaraka izany ny isan’ny traboina. Nisy aza, fahafatesan’olona, raha ny fampitam-baovao avy…
Vakiana manontolo » -
Politika
RAHARAHA JEAN LUCE RANDRIAMIHOATRA: Sazy mihatra telo taona an-tranomaizina no nomen’ny fitsarana azy
Nivoaka ny didim-pitsarana mahakasika ilay raharaha maha voasaringotra an’i Jean Luce Randriamihoatra. Telo taona an-tranomaizina sazy mihatra no nomen’ny fitsarana…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
TRA-DOZA TAMPOKA: Ankizikely dimy namoy ny ainy tao anaty lavadrano
Misesisesy ny loza tsy nahy vokatry ny tsy fitandremana niseho tato ho ato ! Araka ny angom-baovao, ankizivavikely roa samy…
Vakiana manontolo » -
Fanatanjahan-tena
DINGANA FANKATOAVANA NY KIANJA BAREA: Mampitandrina manoloana ny fiparitahan’ny tsaho ny federasiona
Tontosa ny 12 ka hatramin’ny 14 febroary 2025 teo ny fizahana ny Kianja Barea Mahamasina. Ankehitriny dia miandry ny fanapahan-kevitra…
Vakiana manontolo » -
Fanatanjahan-tena
FEDERASIONA MALAGASIN’NY GOLF: Nanolotra ny drafitrasa hotanterahana mandritra ny taona
Toromarika nomen’ny Filoha Andry Rajoelina ny tokony hanampiana hatrany sy handraisana an-tanana ny filàn’ireo federasiona rehetra satria izy ireo no…
Vakiana manontolo »