Stanislas R.
-
Songadim-baovao
ORINASA BASE TOLIARA “Manaraka ny fenitra Arolozan’ny fahasalamana sy tontolo iainana”
Tsy mbola nahitana olana ara-pahasalamana ny andrana fitrandrahana natao tao amin’ny ozinina taratra Base Toliara, ary nahomby ny fanarenana ara-tontolo…
Vakiana manontolo » -
Trangam-piaraha-monina
AMBANIZANA MAROANTSETRA Milamina ny tanàna, 06 tamin’ireo olom-bitsy nitarika korontana voasambotra
Nitondra fanazavana sy nanamafy ny zava-misy mikasika ny fanakorontanana miendrika fitsaram-bahoaka nataon’ireo olom-bitsy akaiky ny Ben’ny tanàna teo aloha, Andriamahefa…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
VAKY FONJA TAO MANANJARY: Gadra miisa enina tafatsoaka, mandeha ny fanadihadiana
Vaky ny fonjan’i Mananjary ka gadra miisa enina no tafatsoaka tamin’izany, omaly vao maraim-be. Voalazan’ny tatitra fa ny arom-baravarankely efa…
Vakiana manontolo » -
Politika
TSARA FIFANDRAISANA AMIN’NY FILOHA Tsy ho kandida Filoham-pirenena ny Praiminisitra Ntsay Christian
Notsiahivin’ny Praiminisitra, fa maro ny fampiadiana natao teo aminy sy ny Filohan’ny Repoblika, saingy notsindriany, fa tsy nandaitra izany satria…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
RIVODOZA « CHENESO » Zazalahikely iray maty, iray tsy hita popoka, 2 224 tra-boina ao amin’ny Faritra Ananjirofo
Mahatratra 2 224 sahady ireo olona tra-boina tao amin’ny faritra Analanjirofo, vokatry ny rotsak’orana niteraka tondra-drano nentin’ny rivodoza Cheneso, izay niditra…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
DISTRIKAN’IKONGO Vaovao diso sy lainga afafy ny filazana fa amidy eny amoron-dalana ny zaza
Ireo tompon’andraikitra ifotony toy ny Ben’ny tanàna, Raiamandreny ara-dRazana, ary ny Zandarimariam-pirenena nanao ny fanadihadiana tany an-toerana dia samy nandiso…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
FIOMPIANA OMBY SY ONDRY AMAN’OSY Tombony ho an’ireo tantsaha ao Atsimon’ny Nosy ny fisian’ny tetikasa « CASEF »
Ny ankamaroan’ny mponina ao an-toerana dia mivelona amin’io seha-pihariana omby sy ondry aman’osy io avokoa. Manoloana ny zava-misy vokatry ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
MANAMBONINAHITRA JENERALY « Aron’ny vahoaka sy ny fampandrosoana atao eto amin’ny firenena », hoy ny Filoha Rajoelina
Nivoitra tamin’ny lahatenin’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, nandritra ny lanonana ara-miaramila nanolorana faneva ireo Manamboninahitra Jeneraly nahazo ny laharam-boninahitra tamin’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FANGATAHAN’NY HCDDED « Tsy azo raisina » hoy ny Fitsarana Avo momban’ny Lalàmpanorenana
Tsy azo raisina ny fangatahana ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) nataon’ny HCDDED mikasika ny fitoriana naterin’ireo…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
TONDRA-DRANO ATERAKY NY ORA-MIKIJA Efa vonona ireo lakan-drano sy “Station de pompage” eto an-dRenivohitra
Finiavan’ny Fitondram-panjakana manokana ho fitsinjovana ny mpiara-belona manoloana ny mety hisian’ny tondra-drano mandritra ny fotoam-pahavaratra no nahazoan’ny MATSF famatsiam-bola ho…
Vakiana manontolo »