Stanislas R.
-
Fanadihadiana Manokana
COVID-19 TETO MADAGASIKARA Nahasitrana marary hatramin’ny 87,01% ny voka-pikarohana CVO+
Teo anatrehan’ireo toetra na karazana tsimokaretina avy amin’ny covid-19 (variant) efa niditra teto Madagasikara, raha ny fitiliana vita teny amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Samihafa
SOLIKA MITAMPOKA Nisy ny tobin-tsolika nakatona, hamafisina ny fitsirihana
Mandeha hatrany amin’izao fotoana ny fanadihadiana mikasika ny raharaha fanapohana solika amin’ny solitany. Efa nisy ireo olona voasambotra sy natao…
Vakiana manontolo » -
Politika
FAMPANDROSOANA TANTERAHIN’NY FILOHA RAJOELINA “Ambony ny tombana ho azy avy any ivelany sy eto an-toerana”
Efa-taona lasa nitondran’ny Filoha Rajoelina dia ambony ny tombana ho an’izao Fitondrana tarihiny izao, raha oharina amin’ireo lafim-pampandrosoana niainga tamin’ireo…
Vakiana manontolo » -
Politika
FITAKIAN’NY MPANOHITRA NY « VERITE DES PRIX » SOLIKA Tetikady politika hanozongozonana Fitondrana sy hitarihana korontana
Tsy ho zakan’ny Fanjakana raha tena hampiharina ny vidin’ny solika tena izy. Anisan’ny nambaran’ny mpandinika ara-piarahamonina sady minisitra teo aloha,…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
FITATERANA ETO AN-DRENIVOHITRA Mbola mijanona ho 500 Ar ny saran-dalana
Tsy misy ny fampiakarana saran-dalana ho 1 000 Ar hihatra manomboka anio, araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Vondrom-pitaterana UCTU, Rakotomalala…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANAVAOZANA LALÀNA, FITANISANA NY TANY, FITSARAM-POKONTANY… Nivoaka ny fehin-kevitra hamahana ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara
Nivoaka omaly ny fehin-kevitra tamin’ilay Fikaonan-doham-paritra notanterahina nandritra ny hateloan’andro momba ny fananan-tany, teny Ivato. Fotoana nandinihina sy niadian-kevitra, ary…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
MINISITRY NY ASA TANANA Nanao antso avo ny hampiroboroboana ny fambolena ireo akora fototra ilain’ny mpisehatra
Na efa voavaha amin’ny ampahany ihany aza, ny olan’ny akora fototra eo amin’ny sehatry ny fanaovana asa tanana, dia mbola…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
« FIAINAM-PIRENENA SY NY FIKAMBANANA ZEZOITA » Nivoaka ny boky tsangambaton’ny faha-50 taonan’ny faritra Zezoita eto Madagasikara
08 jona 1971 – 08 jona 2021, feno 50 taona ny Faritra Zezoita eto Madagasikara. Maro ny nanaraka ny tantara,…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
VARY SAFIOTRA Naseho tamin’ny alalana santa-bary ny fahombiazan’ny famokarana azy
Tanteraka hatrany ny velirano fahasivin’ny Filoham-pirenena. Ezaka roa sosona no ezahina tratrarina amin’izao fotoana, dia ny fanetsehana ireo mpamokatra amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Samihafa
KOLIKOLY ENY ANIVON’NY FITSARANA Mila hamafisina ny ady amin’ny fahalovana mamono ny hafa
Anisany fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly notanterahin’ny minisiteran’ny Fitsarana tany aloha, ny famongorana ireo mpanera eny amin’ny fitsarana. Maro tamin’izany…
Vakiana manontolo »