Stanislas R.
-
Politika
« MAEVATANANA MAMPIRAY » Hanolo-kevitra ny Fitondrana amin’ny fanatanterahana ny drafi-pampandrosoana
Volana vitsy lasa izay no fantatra fa nijoro ny fikambanana « Maevatanana mampiray », izay ivondronan’ireo olon-tsotra sy fikambanana manana vina ny…
Vakiana manontolo » -
Kolontsaina
TARIKA TAFA-1 Hampirevy ny vahoakan’i Manjakandriana ny alatsinainy ho avy izao
Avy tao ambanivohitr’i Fianarantsoa ao amin’ny kaominina Mahasoabe, ny alahady 10 aprily lasa teo, dia hitodika miatsinanana indray, ao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
« RASSEMBLEMENTS DES PARTISANTS RATSIRAKISTE » Manomboka mijoro isam-paritra, manohana ny vinan’ny Filoham-pirenena
Mitsangana ankehitriny ny vovonana « Rassemblements des Partisants Ratsirakiste » (RPR), izay tantanan’ny filoham-boninahiny, Ratsiraka Sophie. Vovonana mamondrona ireo mpankafy sy nankatoa ny…
Vakiana manontolo » -
Politika
FAMPANDROSOANA AO ITASY Mihamafy ny firaisan-kinan’ny Ben’ny tanàna sy ny Loholona Landy Mbolatiana
Ny firaisan-kina no hery ! io no lohahevitry ny lahadinika niarahan’ny Loholon’i Madagasikara, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, tamin’ireo Ben’ny tanàna sy ireo…
Vakiana manontolo » -
Politika
FANOVANA MINISITRA VITSIVITSY « Lalan-kizoran’ny fampandrosoana itakiana ny ezak’ireo mpanatanteraka » hoy ny Loholona Landy Mbolatiana
Inefatra nanova ireo mambran’ny governemanta ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tato anatin’ny fotoam-pitondrany, raha tsiahivina. Andraikitra tsy maintsy noraisin’ny Filoha…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FILOHAN’NY ANTENIMIERANDOHOLONA Nijery manokana ireo zokiolona tao Ambohimanjaka Mahitsy
Mitohy hatrany ny fitsidihan’ny Filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, ireo kaominina izay eo ambany fiahian’ity Andrimpanjakana ity. Nojereny manokana ny alahady…
Vakiana manontolo » -
Politika
PRO-ANR – BENASANDRATRA FENOARIVO Nanatanteraka ny vina faha-10 handrakofana ala an’i Madagasikara
Nanohana ny fanentanana niainga tamin’ny velirano faha-10-n’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, toy ireo fikambanana rehetra efa nahatanteraka izany, ny teo…
Vakiana manontolo » -
Politika
FIAINAM-PIRENENA SY TONTOLO POLITIKA Nitondra am-bavaka ny taona vaovao ny vovonana IFi
« Zava-poana izay kinasa rehetra raha tsy apetraka sy tanterahina eo ambany fitarihan’Andriamanitra, izay zava-dehibe ho an’ny firenena », raha ny…
Vakiana manontolo » -
Kolontsaina
« TANA DESING WEEK » Hampamiratra ny harena ara-kolontsain’Antananarivo anaty andro maromaro
Manana ny lazany, tantarany sy ny kolontsaina mampiavaka azy ny vohitr’Antananarivo, izay nantsoina fahizay hoe « Analamanga ». Miavaka amin’ireo foko 22…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
TSENAN’NY « AGOA » Hitadiavana lalam-barotra ireo mpanao asa tanana Malagasy
Anisany vaindohan-draharahan’ny Minisiteran’ny Asa tanana sy ny Hai-tao, ankoatra ny fanamorana ny famatsiana akora fototra, ny fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny…
Vakiana manontolo »