Stanislas R.
-
Politika
ZOKIOLONA AO BONGOLAVA Mankasitraka ny ezaka tanterahin’ny Governoran’ny faritra
Ny sokajin-taona rehetra ao amin’ny faritra Bongolava dia mahita ny ezaka fampandrosona ny faritra tanterahin’ny Governora, avokoa. Anisany nanao fanamarihana…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
DISTRIKAN’I SOANIERANA IVONGO Kaominina maro nananganana tetezana hamaha olana ny mponina
Anisany fotodrafitrasa goavana indrindra amin’ny vahoaka sy notanterahin’ny Fitondram-panjakana ao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo, ny tetezana. Fantatra, fa maro ireo…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FARITRA BONGOLAVA Nanamarika ny fanokafana ofisialy ny taom-pambolen-kazo
Nandray anjara feno tamin’ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo ofisialy niraisana teto Madagasikara, izay notanterahina tany Mahanoro, ny faritra Bongolava, izay notarihan’ny…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIARAHA-MIASA HO FAMPIAKARANA NY TAHAM-BOKATRA Hisitraka zezika biolojika amin’ny vidiny mirary ireo tantsaha
Vokatry ny fiaraha-mientan’ny sehatra tsy miankina sy ny Fanjakana malagasy, ho fampiakarana ny taham-bokatra, ary indrindra ho fanatrarana ny velirano…
Vakiana manontolo » -
Politika
FARITRA BONGOLAVA Namory ireo Ben’ny tanàna nampahafantatra ny zava-bita sy izay kinasa ny Governora
Tsy afa-misaraka eo amin’ny fampandrosoana ny faritra ny Governora sy ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, ary ireo olom-boafidy sy tompon’andraiki-panjakana samihafa. Ho…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FITANTANANA NY COVID-19 SY FIATREHANA NY KERE Nanankinana andraikitra goavana ny BNGRC tamin’ny taona 2021
Anisany asa goavana nanamarika ny taona 2021 natrehan’ny teo anivon’ny Birao nasionaly misahana ny loza sy ny tandindony (BNGRC) ny…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
FANAVOTANA IREO MPONINA ANY ATSIMO Manatanteraka fizarana sakafo ny ekipan’ny BNGRC
Tsy mikely soroka amin’ny adidy napetraka taminy mikasika ny fanavotana ny mponina any atsimon’ny Nosy ny eo anivon’ny BNGRC, araka…
Vakiana manontolo » -
Sosialy
HETSIKA « HENJA 2021 » TAO BONGOLAVA Tsara ny vokatra, omby maherin’ny 400 azon’ny mpitandro filaminana
Laharam-pahamehan’ny Governoran’ny faritra Bongolava ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana, izay fantatra tany aloha fa faritra mena amin’izay tsy fandriam-pahalemana izay.…
Vakiana manontolo » -
Politika
FAMPANDROSOANA MANERANA NY NOSY Miady mafy ho an’ny tapany Avaratra ny Filoha lefitry ny Antenimierandoholona Besoa Erick
Anisan’ireo Loholon’i Madagasikara nandray fitenenana betsaka indrindra nametraka fanontaniana sy nandroso soso-kevitra tamin’ireo mpanatanteraka eo anivon’ny Governemanta, nandritra ny fihaonana…
Vakiana manontolo » -
Politika
FIARAHAMONIN’NY MPANATOBY FANAFODY SY FARMASIA Notsinjovin’ny Solombavambahoaka ny fijalian’ireo Kaominina lavitra toeram-pivarotam-panafody
Mba nisian’ny fifanakalozan-kevitra bebe kokoa tamin’izany, dia naverina nodinihina tao anaty asam-baomieran’ity Antenimiera ity, sy tao anaty fivoriambe ny tolo-dalàna…
Vakiana manontolo »