Yves Samoelijaona
-
Fanadihadiana Manokana
REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA : Hotohizina ny fampandrosoana napetraka, 62 taona lasa
14 oktobra 1958 – 14 oktobra 2020. Feno 62 taona katroka anio, ny nanambarana ny fijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara teny amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Trangam-piaraha-monina
Raharaha Danil Radjan: « Tsy mazava ny fanapahan-kevitry ny fitsarana » hoy ny mpisolo vava ny fianakaviana
Nilaza ny mpisolovava, Miadana Ratsimba fa nolavin’ny fitsarana ny fanohanan’izy ireo iny didy milaza fa atao andriamason’ny fitsarana iny i…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
Tsy handray anjara amin’ny fifidianana loholona: Tsy hery fa tahotra ny an’ny HVM, tsy manana mpifidy vaventy
Manao tsipaky ny miala aina sisa no azon-dry Rakotovao Rivo sy ny tariny. Araka ny voalazan’ny lalàna mantsy, ireo olom-boafidy…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
Tsy fisitrahana rano madio sy fidiovana: 11%-n’ny olona an-tanàn-dehibe no mbola manana olana
11%-n’ny olona tsy manana fahafahana mahazo rano, sy toeram-pidiovana an-tanàn-dehibe, araka ny fanadihadiana avy amin’ny Unicef. Araka ny fanadihadiana nataon’ny…
Vakiana manontolo » -
Toekarena
Sava sy Diana: Napetraka ny Talem-paritry ny harena an-kibon’ny tany
«Hatramin’izay dia Tale iraisam-paritra tany Antsiranana iray ihany no nisahana ny fikarakarana antontan-taratasy momba ny sehatra harena an-kibon’ny tany ho…
Vakiana manontolo » -
Toekarena
Androy sy Anosy: Ho tohanan’ny PAM sy Fihariana ny fikambanan’ny tantsaha
Natao omaly teny amin’ny biraon’ny PAM Ambatoroka ny fanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny PAM sy Fihariana, mba entina hanohanana ny asa aman-draharahan’ny…
Vakiana manontolo » -
Toekarena
SEHATRY NY FIHARIANA: Hamafisina ny fahafaha-mamokatry ny Koperativa
Izany indrindra no nahatonga ny teo anivon’ny fandaharanasa Fihariana sy ny minisiteran’ny Indostrie, Varotra sy ny Asan-tanana, ny minisitera’ny Fambolena…
Vakiana manontolo » -
Politika
Andry Rajoelina: « Tsy misy intsony ny kaominina ho hadino amin’ny asa fampandrosoana »
Efa ho valo taona no tsy nisian’ny baka misahana ny fitaterana ireo fiara vaventy mpitondra vokatra tao amin’ny kaominina Vohilengo,…
Vakiana manontolo » -
Politika
Moramanga: Hatsangana ny trano fandraisana ireo bekotro maro olatra
Notanterahina omaly ny fametrahana ny vato fototra entina hananganana ny trano fandraisana ireo bekotro maro olatra sy ireo zokiolona na…
Vakiana manontolo » -
Toekarena
Orinasa SASM (Sirama): 13 taona aty aoriana vao niverina nihodina indray
Tany an-toerana nitarika ny lanonana ny Filoha Rajoelina sy ny minisitra maromaro mpikambana ao amin’ny governemanta. « Efa tsapa hatramin’ny ela…
Vakiana manontolo »