Fanadihadiana Manokana
-
FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA – SADC: Laharam-pahamehana ny fanavaozana ny famokarana angovo
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny Ivandry, ny andiany fahavalo amin’ny hetsika “herinandron’ny fampivoboroboana ny indostria ho an’ny SADC” (SIW…
Vakiana manontolo » -
FIALAN-TSASATRA LEHIBE: Misafidy fialam-boly tsy misintaka ny renivohitra ireo Ray aman-dReny
Fotoana mampiroborobo ny fizahantany anatiny ny andron’ny fialan-tsasatra lehibe toy izao. Nanomboka tamin’ny 21 jona lasa teo no niditra tao…
Vakiana manontolo » -
FIZAHANTANY 2024: Nampiditra vola vahiny maherin’ny 780 Tapitrisa dolara
Mbola mihoatra lavitra noho ny maha sehatra ara-toekarena azy ny fizahantany eto Madagasikara, hoy ny nambaran’ny Minisitry ny Fizahantany sy…
Vakiana manontolo » -
VAROTRA ASA TANANA MALAGASY : Nampiditra 32 tapitrisa Euros tamin’ny taona 2024
Tsikaritra nandritra ny hetsika varotra fampirantiana notanterahana teny amin’ny Mining Business Center Ivato omaly, ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho…
Vakiana manontolo » -
FIAROVANA IREO KARAZANJAVAMANANAINA: Antoka amin’ny fahombiazan’ny paikady ny fitsinjovana ireo vahoaka eny ifotony
Antsoina hoe karazanjavamananaina na ihany koa “Biodiversité” ny fitambaran’ireo biby sy zavamaniry samihafa, monina sy maniry any anaty ala. Any…
Vakiana manontolo » -
FIAKARAN’NY TOSI-DRA ANY AMIN’NY TANORA: Zava-dehibe ny fifehezana ny rarin-tsaina sy ny tsy fahampiana torimaso
Hamaritana ny tosiky ny rà mikoriana ao amin’ny vatan’ny olona iray ny tsindry ampiasan’ny rà amin’ny rindrin’ny lalan-drà. Ankoatra ny…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA ADI-TANY AO BETSAKOTSAKO ANDAPA: Solombavambahoaka manao fanamparam-pahefana
Tanimbary mirefy 56 hektara izy ity, efa vita « morcellements » tamin’ireo olona miisa 26 izay tompony manana « titres » efa ara-dalàna tsara…
Vakiana manontolo » -
FIFANINANANA FANAJARIANA NY TANANA: Hifantoka amin’ny fahaiza-mitantana ny fako ny ankamaroan’ireo Fokontany
Laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny hanatsara, hanavao sy hanasoa ny ny fiainan’ny vahoaka isan-tanàna, hoy ny nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny fiatombohan’ity…
Vakiana manontolo » -
FANABEAZANA ARA-PANANAHANA: Hamafisina ny fanentanana eny anivon’ny sekoly
Mbola mipetraka olana hatrany eo anivon’ny fiarahamonina sy ny tokantrano malagasy ny firesahana momba ny fahasalamana ara-pananahana. Antony mahatonga io…
Vakiana manontolo » -
MPITARIKA “DIA FIBEAZANA”: Mila mahafehy fomban-tany sy manana fifandraisana maro
Iray amin’ireo fomba fampianarana azo hampitana fahalalana any amin’ireo mpianatra ny fanatanterahana “dia fibeazana” na “voyage d’étude”. Manomboka eny amin’ny…
Vakiana manontolo »