Fanadihadiana Manokana
-
AROLOZA SY FAHASALAMAN’NY MPIASA : Mitana anjara toerana lehibe eny anivon’ny orinasa ny haitao ara-kajy mirindra
Zo fototra ho an’ny mpiasa rehetra fa tsy safidy akory na natokana ho an’olom-bitsy fotsiny ihany ny aroloza sy fahasalaman’ny…
Vakiana manontolo » -
FIANGONANA KATOLIKA: Manana hatramin’ny 15 andro hifidianana Papa vaovao
Ny Papa Ray Masina no atao hoe dimbin’ny Md Piera Apostoly raha eo amin’ny fiangonana katolika. I Papa ihany koa…
Vakiana manontolo » -
FAKO ETO AN-DRENIVOHITRA: Mbola ny 02% ihany no voahodina
Anisan’ireo nahasarika olona maro nandritra ny hetsika “Tsenaben’ny fako sy ny safidy hafa manaja ny tontolo iainana”, notanterahina teny amin’ny…
Vakiana manontolo » -
ANKIZIN’NY LALANA: Antoka amin’ny fiatrehana ny hoavy ny fananana kopia
Rehefa miresaka hoe ankizin’ny lalana dia azo sary an-tsaina avy hatrany ny fisian’ireo zaza maro mangataka amina toerana samihafa eto…
Vakiana manontolo » -
FIVOARAN’NY FIZAHANTANY ANATINY: Nitombo 20% ny antontanisan’ireo mpitsidika tato anatin’ny 3 taona
Nanomboka tamin’ny fisian’ny valanaretina Covid-19 no tena nampiroboroboana ny fizahantany anatiny teto Madagasikara satria tsy afaka nandray ireo vahiny avy…
Vakiana manontolo » -
HERISETRA SY FANOLANANA: Sakana tsy hahasahiana mitory ny henatra sy latsan’ny fiarahamonina
Mbola maro ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy eto Madagasikara, hoy ny nambaran’ny fikambanana iray mpitolona amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny vehivavy…
Vakiana manontolo » -
FITOMBON’NY FAMOKARANA FAKO: Vahaolana tsy azo ihodivirana intsony ny famerenana mampiasa sy ny fanodinana
Mamokatra fako manodidina ny 2,1 miliara isan-taona isika olombelona maneran-tany. Haingam-pitombo kokoa io famokarantsika fako io. Vinavinaina hitombo 73% anefa…
Vakiana manontolo » -
FAHASALAMAN’NY NIFY SY NY ATIVAVA: Sakana amin’ny fampiroboroboana azy ny fahalafosan’ny fitaovana enti-mitsabo
Manana ny anjara toerana lehibe amin’ny fandrindrana ny asan’ny vatana ny nify. Natao hitsakoana sakafo ny nify. Izany hoe isan’ireo…
Vakiana manontolo » -
«CAMERA DE SURVEILLANCE» : Manomboka liana amin’ny fampiasana azy ny olon-tsotra
Fitaovana hahafahana maka horonan-tsary, mizara sy mampita izany ny “caméra de surveillance” na “vidéosurveillance”. Azo hametrahana io fitaovana io avokoa…
Vakiana manontolo » -
VAROTRA: Tsy mahafantatra ny tena zony ny ankamaroan’ny mpanjifa
Manan-jo ho arovana sy manan-jo hisitraka entana, vokatra tsara ary sahaza azy ny mpanjifa. Ho fandrindrana ny tsena sy hiarovana…
Vakiana manontolo »