Fanadihadiana Manokana
-
FARITRA AROVANA ETO MADAGASIKARA : Mihamafy ny tsindry noho ny fisian’ireo fitrandrahana tsy ara-dalàna
Toeram-ponenan’ireo karazanjavamananaina maro misy eto Madagasikara ny any anatin’ireny valanjavaboary sy faritra arovana ireny. I Madagasikara, raha tsiahivina, dia mitahiry…
Vakiana manontolo » -
FANARARAOTANA MAMOAFADY NY ANKIZY : Endrika mahazo vahana eto Madagasikara ny fihafarana amin’ny fampivarotan-tena azy
Miatrika fanamby maro ny ady amin’ny fanararaotana mamoafady ny ankizy eto Madagasikara. Raha ny zavatra hita eny ifotony, hoy ry…
Vakiana manontolo » -
MAHAJANGA I SY MAROVOAY : Mavitrika amin’ny fanaovam-baksiny ny mponina
Fanefitra amin’ny karazana aretina maro, fomba iray hahafahana mampitombo ny hery fiarovana amin’ny olona iray ny vaksiny. Ho antsika eto…
Vakiana manontolo » -
KOLIKOLY SY FANAOVANA TSINDRY: Mpiasan’ny fahasalamana manampatra fahefana sy mibodo tranon’olona
Nisy ny taratasy fanamafisana fampindramana trano natao ny 21 jona 2019, teo amin’ny tompon-trano sy ilay dokotera miasa tao amin’io…
Vakiana manontolo » -
FAHASALAMANA : Voan’ny Androbe ny 02%-n’ny mponina eto Madagasikara
Marihana isaky ny alatsinainy faharoa amin’ny volana febroary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny aretina androbe (épilepsie), fantatry ny rehetra ihany…
Vakiana manontolo » -
FIRONGATRY NY FISOLOKIANA AO AMIN’NY FESIBOKY: Lasibatra ny olona marary, fianakaviana manana maty, sy ireo mpanjifa
Mbola mijanona ho tambazotran-tserasera betsaka mpampiasa indrindra eto Madagasikara hatrany hatreto ny fesiboky. Raha ny tatitra niainga avy amin’ny fanadihadiana…
Vakiana manontolo » -
HABOKANA: Maherin’ny 1 000 isan-taona ny tranga vaovao eto Madagasikara
Marihina isaky ny faran’ny herinandro amin’ny faran’ny volana janoary ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny aretina habokana. Areti-mifindra vokatry ny bakteria…
Vakiana manontolo » -
“INTELLIGENCE ARTIFICIELLE”: Ampiasain’ny 2/3-n’ny mpianatry ny kolejy any amin’ny tany mandroso
24 janoary, rahampitso no hanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanabeazana. Ny hodidina mahakasika ny “Intelligence Artificielle” (IA) mifandraika amin’ny…
Vakiana manontolo » -
MALAGASY: 0,1% no manana sokajin-drà “O négatif”
Niparitaka teny amin’ny tambazotran-tserasera fesiboky tamin’ny faran’ny herinandro teo ny filazana fa ambany ny tahirin-drà sokajy “O négatif” (O-) ao…
Vakiana manontolo » -
FIDIRANA AMIN’NY ROAVOLANA FAHATELO : Misokatra ny fisoratana anarana amin’ireo fanadinam-panjakana
06 janoary 2025! Anio no voafaritra ao anatin’ny tetiandrom-pampianarana 2024-2025 fa hanombohan’ny roavolana fahatelo indray eo amin’ny sehatry ny fanabeazana,…
Vakiana manontolo »