Fanadihadiana Manokana
-
FIZAHANTANY, FANDRAHARAHANA, FANONDRANANA 2024: Nahitam-bokatra tsara ny ezaka sy paikady nampiharina
Miantoka ny 10%-n’ny volana miditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ny fizahantany. Iray amin’ireo sehatra mampivelona sy mpampiodina ny toekarena eto amin’ny…
Vakiana manontolo » -
TAONA 2024 : Fandresena ara-diplomatika maro azon’i Madagasikara
Sambany teo amin’ny tantara i Madagasikara no handray ny fitantanana ny Vondrona SADC. Ny Filoha Andry Rajoelina, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara,…
Vakiana manontolo » -
FIFAMOIVOIZANA MANDRITRA NY FETY: Hamafisina ireo fepetra fisorohana ny loza sy fanaraha-maso
21 desambra 2024 hatramin’ny 05 janoary 2025, daty voafaritra ho an’ny fotoam-pialan-tsasatry ny noely 2024. Midika izany fa mitombo kokoa…
Vakiana manontolo » -
OLONA MITONDRA NY VIH/SIDA ETO MADAGASIKARA: Manodidina ny 1 amin’ny 3 ihany no nahavita fitiliana
Tsimokaretina mamotika ny hery fiarovana ao amin’ny vatan’ny olombelona ny VIH na ny “Virus Immunodéfience Humaine”. Ny SIDA na ny…
Vakiana manontolo » -
FANABEAZANA MAMPIATY: Vitsy ireo sekoly mandray ankizy hafakely
Ny fanabeazana mampiaty dia miompana amin’ny fampiroboroboana ny fidirana an-tsekolin’ny ankizy rehetra manana filàna manokana noho ny antony ara-pahasalamana vokatry…
Vakiana manontolo » -
MAHAJANGA, SAINTE MARIE, TOLIARA: Toerana 3 mahasarika ireo mpizahatany anatiny eto Madagasikara
“Tena sehatra fanoitra amin’ny fampandrosoana ny fizahantany”, hoy ny fanazavana nentin’ny Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa Tanana Viviane Dewa.…
Vakiana manontolo » -
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA AN-DALAMBE: Mamono olona 1,35 tapitrisa isan-taona
Maro ny antony mety mahatonga ny lozam-pifamoivoizana eny an-dalamabe rehetra eny. Eo ny mety ho faharatsian’ny fotodrafitrasan-dalana sy ny fitaovana,…
Vakiana manontolo » -
DIABETA ANY AMIN’NY ANKIZY: Manomboka amin’ny 4 tapitrisa ariary isan-taona ny saram-pitsaboana
Mety ho voan’ny diabeta avokoa ny sokajin’olona rehetra, hoy ny mpitsabo. Mila manara-maso akaiky ny fahasalamany sy mila fitandremana manokana…
Vakiana manontolo » -
TOE-TENA DIABETIKA: Mahazo ny olona maherin’ny 500 tapitrisa maneran-tany
Tsy aretina akory fa toe-tena entina mandra-maty vokatry ny tsy fahaizan’ny vatana mampiasa ny siramamy hoentin’ny sakafo ny diabeta, hoy…
Vakiana manontolo » -
FARITRY NY RANOMASIMBE INDIANINA: Ahina hisy andro ratsy hiforona amin’ny faran’ny herinandro
Tsy mbola hita taratra eto an-drenivohitra aloha hatreto ny maha vanim-potoan’ny fahavaratra, na dia efa tafiditra ao anatin’izany aza isika…
Vakiana manontolo »