Fanadihadiana Manokana
-
ZOKIOLONA MIHOATRA NY 80 TAONA: Hiakatra 25% ny fisotroan-dronono manomboka amin’ny desambra
Mampiroborobo ny fanatsarana eo anivon’ny CNaPS (kitapom-bolam-panjakana momba ny fiahiana ara-tsosialy) ireo mpitantana ao aminy ankehitriny. Ny CNaPS izay sampan-draharahana…
Vakiana manontolo » -
VOKATRA SIGARA : Havaozina ireo fampitandremana ara-pahasalamana amin’ny fonosana
Tsy eto Madagasikara irery ihany, tranga misy hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena mihitsy ny firoborobon’ny fifohana sigara ary mihatanora ireo sokajin’olona…
Vakiana manontolo » -
ARETIN’NY PRÔSTATY: Voalohany amin’ireo homamiadana mpahazo ny lehilahy eto Madagasikara
Karazana homamiadana voaresaka matetika sy hanaovana fanentanana betsaka indrindra ireo homamiadana mpahazo ny vehivavy, indrindra ireo homamiadan’ny nono sy ny…
Vakiana manontolo » -
ANTANANARIVO – ANTSIRABE : Manomboka ny fanarenana ny Lalam-pirenena fahafito
Mitohy hatrany ny asa fanarenan-dalana eto Antananarivo renivohitra. Tanjona amin’ny fanatanterahana izany ny hanatsarana ny fivezivezena sy hanenanana ny fitohanan’ny…
Vakiana manontolo » -
FIATREHANA NY FAHAVARATRA : Mila andraisana fepetra mialoha ny fisorohana ny loza mety hitranga
Mbola ao anatin’ny vanim-potoan’ny manasara-taona aloha isika eto Madagasikara amin’izao fotoana, raha ny fampahafantarana avy amin’ny foibe famantarana ny toetry…
Vakiana manontolo » -
OLONA MANANA OLANA ARA-PAHITANA: Mitaky fanamafisana ny fampiatiana eny amin’ny fiarahamonina
Ankalazaina isaky ny datin’ny 15 oktobra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny “Tehina Fotsy”. Ny tehina fotsy izay fantatry ny rehetra…
Vakiana manontolo » -
FITADIAVANA ASA: Tsy ampy ny fahafantaran’ny tanora ireo sehatr’asa mahaliana azy
Sehatr’asa manomboka mivoatra ankehitriny ny mifandraika amin’ny tontolon’ny informatika sy ny teknolojia vaovao, hoy ny fanazavana avy amina tompon’andraikitry ny…
Vakiana manontolo » -
KODIARANDROA ELEKTRIKAManomboka amin’ny 3 tapitrisa ariary ny vidiny
Mahazo vahana ny fahalotoan’ny rivotra an-tanàn-dehibe ary antony iray mahatonga izany ny setroka avy amin’ireo fiara mifamezivezy. Vahaolana azo ampiharina…
Vakiana manontolo » -
FANDOTOANA: Mahatonga ny 22%-n’ny fahafatesana
Fandotoana misongadina aty amin’ny tanàn-dehibe ny fahalotoan’ny rivotra. Mifoka rivotra maloto mandritra ny 208 andro ao anatin’ny taona iray ireo…
Vakiana manontolo » -
FANARARAOTANA MAMOAFADY AMIN’NY ATERINETO: Manodidina ny 90 000 ireo horonantsary mamoafady ahitana ankizy malagasy
Hatao rahampitso 26 jolay ny fankalazana nasionaly ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny fampiasana ny ankizy. Mampitodika antsika amin’ny zava-misy eo…
Vakiana manontolo »