Fanadihadiana Manokana
-
FOTOAM-PIALAN-TSASATRA : Nampitomboana ireo mpitandro filaminana miasa eny amin’ny lalam-pirenena
Raha manodidina ny 107 isan’andro ireo fiara miainga ao amin’ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka isan’andro dia nitombo 172 izany amin’izao fotoam-pialan-tsasatra…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA 2024 : Mahatratra 218 359 ireo mpiadina, sorohina ny famoahana laza adina mialoha
Miisa 218 359 ny fitambaran’ireo mpianatra hiatrika fanadinana bakalorea any amin’ny sokajy ankapobeny sy teknika manerana ny Nosy amin’io herinandro…
Vakiana manontolo » -
FITANTANANA SY TONTOLO IAINANA (FEC – FRD) : 660 Tapitrisa dolara no azon’i Madagasikara ho an’ny 3 taona manaraka
Ny 48 tapitrisa dolara amin’ireo 660 tapitrisa dolara hositrahan’i Madagasikara ao anatin’ny FEC sy ny FRD no efa azo tamin’ny…
Vakiana manontolo » -
TRAFIKANA GIDRO SY SOKATRA ANARIVONY TANY THAÏLANDE: Tafakatra 18 ireo voasaringotra, niakatra teny amin’ny PAC ny valo
Miisa 18 ankehitriny ireo olona voakasiky ny raharaha fanondranana gidro sy sokatra anarivony avy eto Madagasikara tratra tany ThaÏlande. Natolotra…
Vakiana manontolo » -
VARIKA SY SOKATRA ANARIVONY TRATRA TAO THAILANDE: Tombanana ho tsy nivoaka tamina seranana mahazatra, olona 10 efa voasambotra
Mitohy hatrany ankehitriny ny fanadihadiana mahakasika ny tranga fanondranana an-tsokosoko sokatra miisa 1 076 sy varika miisa 48 tra-tehaka tany Thaïlande.…
Vakiana manontolo » -
RAFI-PAMPIANARANA TEKNIKA ETO MADAGASIKARA: Natomboka ny fanavaozana, hampifanarahana amin’ny toetr’andro sy ny filàn’ny asa
Maro ny olana mbola sedraina ho an’ny sehatry ny fampianarana teknika eto Madagasikara. Ho famahana izany dia vahaolana entin’ny METFP…
Vakiana manontolo » -
JANOARY SY FEBROARY 2024 : Tafakatra 22 333 ireo mpizahatany nitsidika an’i Madagasikara
Ahitam-pahombiazana ny paikady ampiharin’i Madagasikara ao anatin’ny fanatrarana ny tanjon’ny 1 000 000 tapitrisa mpizahatany hatramin’ny taona 2028. Nandritra ny volana janoary…
Vakiana manontolo » -
TRANGA FANOLANANA MISESISESY: Mankato ny “famosirana” ny ankamaroan’ireo olom-pirenena
Nitombo ny trangana fanolanana misy eto Madagasikara ary manampy amin’ny fahafantarana izany ny firoborobon’ny tambazotran-tserasera sy ny ezaka fanamafisana lalàna…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 – KINSHASA : Medaly volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2 ho an’i Madagasikara
Nahafahana nametraka an’i Madagasikara teo amin’ny laharana faha-13 ny fahazoantsika ireo medaly 9: volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2,…
Vakiana manontolo » -
FIRONGATRY NY GRIPA – ANDRO RIRININA: Mitombo avo efatra heny ireo zaza manatona tobim-pahasalamana
Manamora ny fihombon’ireo aretina azo avy amin’ny fifindran’ny “virus” sy ny mikraoba ny vaninandro ririnina. Isan’ireo aretina mahazo vahana amin’ny…
Vakiana manontolo »