Fanatanjahan-tena
-
FAMPIROBOROBOANA NY TSIPIKANETIBE: Fanamby ny hametrahana kianja manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Mamiratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Madagasikara, eo amin’ny lafiny fahaiza-manao amin’ny taranja tsipikanetibe. Tamin’ny volana oktobra lasa teo, raha…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2024: Tafita amin’ny ampahefa-dalana ny Barea raha mandresy an’i Burkina Faso
Hiatrika ny ampahefa-dalan’ny CHAN 2024 ny Barea an’i Madagasikara raha maharesy an’i Burkina Faso ny sabotsy 16 aogositra 2025 izao…
Vakiana manontolo » -
KOLONELY PATRICK RAKOTOMAMONJY: Voasazy 20 taona an-tranomaizina
Na dia mbola tsy voafaritra mazava aza izay misy ny Kolonely Patrick Rakotomamonjy, izay fantatra tamin’ilay raharaha fametrahana “Cocktail Molotov”…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Mitarika vonjimaika ao amin’ny Vondrona I ny Barea
Nandihizan’ny Barea an’i Madagasikara ny kianja an’i El Arbi Zaoulit ao Maroc nandritra ny fihaonana teo amin’ny Rep. Centrafrique sy…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANANA AMBOARA ERANTANY 2026: Kihon-dalana ho an’ny Barea ny fihaonana amin’ny Les fauves anio
Hotanterahina anio amin’ny 7 ora ao amin’ny Kianja amin’ny kianja El Arbi Zaouli ao Maroc ny fifanintsanana eo amin’ny amboara…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET 2025: Nahazo ny tapakila ny Ankoay an’i Madagasikara
Anisan’ireo firenena 16 hiatrika ny Afrobasket 2025 andiany faha-31 hotanterahina any Angola ny 12 Aogositra hatramin’ny 24 Aogositra 2025 izao…
Vakiana manontolo » -
DINGANA FANKATOAVANA NY KIANJA BAREA: Mampitandrina manoloana ny fiparitahan’ny tsaho ny federasiona
Tontosa ny 12 ka hatramin’ny 14 febroary 2025 teo ny fizahana ny Kianja Barea Mahamasina. Ankehitriny dia miandry ny fanapahan-kevitra…
Vakiana manontolo » -
FEDERASIONA MALAGASIN’NY GOLF: Nanolotra ny drafitrasa hotanterahana mandritra ny taona
Toromarika nomen’ny Filoha Andry Rajoelina ny tokony hanampiana hatrany sy handraisana an-tanana ny filàn’ireo federasiona rehetra satria izy ireo no…
Vakiana manontolo » -
MPANAZATRA CORENTIN MARTINS : Fanambiny ny hiatrehan’ny Barea ny amboara erantany 2026
Hahatafita ny Barea an’i Madagasikara any amboara erantany 2026 ve ny mpanazatra vaovao Corentin Martins? Manantena ireo mpitia baolina kitra…
Vakiana manontolo » -
TSIPY KANETIBE – AMBOARA ERANTANY: Tompondaka tamin’ny « Tir de Précision » i Zigle, tompondaka lefitra isika tamin’ny «Triplette »
Zigle no voahosotra ho Tompondaka erantany teo amin’ny “Tir de Précision”, tompondaka lefitra kosa i Madagasikara teo amin’ny “triplette” na…
Vakiana manontolo »