Fanatanjahan-tena
-
AMBOARAN’I AFRIKA FIBA 3X3 : Tsara fanombohana ny Ankoay lahy sy vavy
Miisa 20 ireo firenena mandray anjara amin’ity fiadiana ny amboaran’i Afrika FIBA 3×3 eo amin’ny taranja Basket ity. Eo amin’ny…
Vakiana manontolo » -
GILLES HUGON: Hanazatra vonjimaika ny Barea an’i Madagasikara
Taorian’ny fialan’i Rôrô na Rakotondrabe Romuald mpanazatra ny Barea an’i Madagasikara teo aloha dia nandray fanapahan-kevitra ny teo anivon’ny Komity…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY 2023: Mamiratra i Madagasikara, mitarika hatrany amin’ny fahazoana medaly volamena
Andro fahenin’ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11 tanterahina eto Madagasikara ny omaly 31 aogositra. Mitotaly 215 hatreto ireo medaly nasalotra ny…
Vakiana manontolo » -
FANDRAISANA NY LALAON’NY NOSY 2023 : Miantso firaisankina ny Filoha Rajoelina hiarovana ny voninahi-pirenena
« Hambom-pom-pirenena, fitiavan-tanindrazana, firaisan-kina, izany no mila asehoantsika ao anatin’ny fandraisana ny Lalaon’ny Nosy », hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, omaly tao…
Vakiana manontolo » -
FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023 : « Na inona na inona firehana politika, tokony ho ny Firenena no jerena », hoy ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy
Anisan’ireo federasiona tsy nanana fikasana ny hisintaka amin’ny fandraisana anjara amin’ny lalaon’ny Nosy hatao eto Madagasikara mihitsy ny teo amin’ny…
Vakiana manontolo » -
NAMPIRAY NY MALAGASY REHETRA…: Noraisina tamim-boninahitra ny Barea CHAN
Saika hipoka olona avokoa ny sisin-dalana teo anelanelan’Ivato ka hatrany Mahamasina omaly tao anatin’ny fitsenana ny Ekipam-pirenena malagasy, Barea an’i…
Vakiana manontolo » -
NANORATRA TANTARA…: Hiatrika ny manasa-dalan’ny CHAN ny Barea, hifandona amin’i Sénégal
Nafana ny fifanandrinana teo amin’ny Barea an’i Madagasikara sy ny Ekipam-pirenen’i Mozambika ny harivan’ny Sabotsy teo, nandritra ny lalao ampahefa-dalan’ny…
Vakiana manontolo » -
BAREA – CAN 2023: Ho mafy ny fifandonana amin’i Ghana anio
Efa vonona tanteraka ireo mpilalao miisa 24 mandrafitra ny Barean’i Madagasikara, izay tafavondrona ao Accra Ghana amin’izao fotoana izao, hiatrika…
Vakiana manontolo » -
FANATANJAHAN-TENA AO BONGOLAVA Voafidy sy voapetraka ny Delege Rezionalin’ny FIEPS
Tontosa omaly ny fifidianana sy fametrahana izay delege rezionalin’ny « Fédération Internationale de l’Education Physique et Sports » (FIEPS) ao amin’ny Faritra…
Vakiana manontolo » -
HANDBALL TOMPON-DAKAN’I MADAGASIKARA Im-balo nisesy nibata ny amboara ny ekipan’ny THBC
Tsiambaratelon’ny fahombiazan’ny ekipan’ny THBC sokajy vehivavy ity hatramin’izay ny fanajana fitsipika anaty hifampifehezan’izy ireo, raha ny fantatra. Nandritra io lalao…
Vakiana manontolo »