Fanatanjahan-tena
-
KIANJA BAREA MAHAMASINA: Vita ny 90%-n’ny asa, vonona handray ny lalao amin’ny Septambra
Ny fanaovana ireo haingo amin’ny Gradin vaovao vao napetraka, sy ny fanamboarana ny ivelan’ny Kianja na ny zone C, ireo…
Vakiana manontolo » -
FANOFANANA HO MATIHANINA IREO TANORA MALAGASY: Hatsangana ny Akademia nasionaly momba ny Fanatanjahantena avo lenta
Ahitana ny taranja rehetra amin’ny fanatanjahantena ny « Academie Nationale Sportive de haut Niveau » izay hapetraka eto Madagasikara, araka ny fanambaran’ny…
Vakiana manontolo » -
BAREA AN’I MADAGASIKARA: Fantatra avokoa ireo mpilalao 29 hiatrikan’i Ethiopie sy i Niger
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina ny lisitr’ireo mpilalao 29 mirahalahy handrafitra ny Barea an’i Madagasikara. Nanova paikady ny mpanazatra…
Vakiana manontolo » -
BAOLINA KITRA: Tafaverina eo amin’ny toeran’ny Filohan’ny CAF i Ahmad
Ny herinandro lasa teo no nivoaka ny fanapahan-kevitra vonjimaika noraisin’ny “Tribunal Arbitral du Sport » na ny TAS, taorian’ny fampiakarana nataon’I…
Vakiana manontolo » -
Fiadiana ho tompondakan’i N1A : Vonona hibata ny amboara ny GNBC
Ho fanohanana ny ekipa nasionaly Zandarimariam-pirenena GNBC na ny “Gendarmerie Nationale Basket-ball Club” izay hiatrika ny lalao nasionaly N1A taona…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET FIBA 2021: Hifanandrina anio ny Tonizianina sy ny ekipam-pirenana malagasy
Nanomboka afakomaly ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika amin’ny lalao Basket-Ball, taona 2021, tanterahina any Kigaly, renivohitr’i Rwanda. Hanantanteraka ny…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANANA CAN 2022: Tsy nitsanga-menatra ny Barea teo anatrehan’ny Elefanta
Anisany lalao nandrasan’ny ankamaroan’ny Malagasy fatratra ny lalao miverina nifanandrinan’ny Barea sy ny Elefanta Ivorianina, notontosaina tany amin’ny Kianja Barikadimy…
Vakiana manontolo » -
BAREAN’ I MADAGASIKARA: Tsy voan’ny Covid-19 i Zotsara
Nisy ny vaovao niely fa tratran’ny Covid-19 i Randriambololona Zotsara, milalao ao amin’ny ekipam-pirenena Malagasy. Hatairana, halahelo no nandraisan’ireo mpankafy…
Vakiana manontolo » -
TOAMASINA : Vonona handray ny lalaon’ny Barea sy ny Elefanta
Anisan’ny lalao goavana voalohany, ho raisin’ny renivohitry ny Faritra Atsinanana ny lalao miverina eo amin’ny Barea sy ny Elefanta, atao…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY CAN 2022 : Mila miady mafy ny Barea amin’ny lalao miverina
2 no ho 1. Io no valin’ny lalao mandroso nihaonan’ny Barean’I Madagasikara sy ny Elefantan’I Côte d’Ivoire, ao anatin’ny lalao…
Vakiana manontolo »