Kolontsaina
-
« AFROMADA MUSIC AWARDS 2025 » : Amboara maherin’ny 30 nozaraina nandritra ny andiany voalohany
Notanterahina ny sabotsy teo teny amin’ny Arena Ivandry ny lanonana fankasitrahana ireo artista afrikana sy malagasy nisongadina tao anatin’ny andiany…
Vakiana manontolo » -
“AFROMADA MUSIC AWARDS 2025”: Fantatra anio ireo Mpanakanto aty Afrika hahazo ny amboara isan-tsokajiny
Hiditra amin’ny andiany voalohany ny hetsika ara-java-kanto “Afromada Music Awards 2025” (AMMA 2025), izay hotanterahina eto Madagasikara. Hetsika izay natao…
Vakiana manontolo » -
MISS MONDE 2025: Hanainga anio hihazo an’i Inde ny Miss Cyria Temagnombe
Araka ny fantatra dia hanainga anio amin’ny 3ora tolak’andro hihazo an’i Inde ny Miss Madagascar 2024 Cyria Olivine Temagnombe, hiatrika…
Vakiana manontolo » -
MPANAKANTO “JYEUHAIR”: Hanao seho voalohany eto Madagasikara ny 10 sy 11 Janoary izao
Mpanakanto malagasy mivoy ny gadona Rap sy Hip Hop, nivoatra tao anatin’ny fandaharana “nouvelle école” tao amin’ny Netflix, ny taona…
Vakiana manontolo » -
ANISHA JO ETO MADAGASIKARA : Hampahafantatra ny rakikira « Lumière » amin’ny alalan’ny fampisehoana manokana
Efa vonona tanteraka amin’ny fampisehoana lehibe izay hatao amin’ny alahady 15 desambra 2024 izao etsy amin’ny CCI Ivato amin’ny 03…
Vakiana manontolo » -
TOAMASINA: Fahombiazana ny famelabelaran-kevitra nataon’ny mpanoratra Prem Rawat
I Prem Rawat dia teratany indianina, mpanoratra sady mpanao famelabelaran-kevitra kalaza manerantany. Isan’ny boky nosoratany sy malaza ilay mitondra ny…
Vakiana manontolo » -
FIFANINANAN-KIRA IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ANKIZY: Norombahan’i Madagasikara ny amboaran’ny “Our Generation”
Mamirapiratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray i Madagasikara. Nitondra avo ny voninahi-pirenena ny fandraisantsika anjara tamin’ilay fifaninanan-kira iraisam-pirenena ho an’ny…
Vakiana manontolo » -
ROVAN’I MADAGASIKARA : Voafehy ny firehetana tamin’ireo hazo manodidina, hamafisina ny fiarovana
Nahitana tranga firehetana hazo teny amin’ny manodidina ny Rovan’i Madagasikara ny harivan’ny Alakamisy 31 Oktobra 2024 tany amin’ny 6 ora…
Vakiana manontolo » -
« FREE EVENTS »: Fahombiazana ny « Soirée Célibat » andiany voalohany
Ambohi-pihaonan’ny samy mpitovo, ireo maniry hanao fihaonana satria mitady namana (tsy manambady, maty vady, nisara-bady), ireo amin’ny ankapobeny no antom-pisian’ilay…
Vakiana manontolo » -
FIFANINANANA MOZIKA « UNSIGNED ONLY 2024 »: Nitana ny laharana faharoa i Minah Bolimakoa
Nivoaka ny 17 septambra lasa teo ny valin’ny fifaninanana mozika « Unsigned Only 2024 ». Nitana ny laharana faharoa teo amin’ny sokajy…
Vakiana manontolo »