Kolontsaina
-
FANKALAZANA NY FAHA-64 FAHALEOVANTENA : Hanomboka anio ka hatramin’ny 25 jona ny « Podium lehibe » eto an-drenivohitra
Efa tafiditra ato anatin’ ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny fahaleovantena isika. Manomboka anio ka hatramin’ny 26 jona no hisokatra…
Vakiana manontolo » -
JERY TODIKA 2023 – KOLONTSAINA: Maherin’ny 84 389 ireo efa nitsidika ny Rovan’i Madagasikara
Anisan’ireo sehatra nisongadina sy niroborobo ny tontolon’ny Kolontsaina nandritra ity taona 2023 ity. Ankoatra ny fahavitan’ireo fotodrafitrasa goavana samihafa, dia…
Vakiana manontolo » -
TAOLAM-BALO TAVELA ANY FRANTSA: Nankatoavin’ny Antenimieram-pirenena frantsay ny hampodiana izany
Nandritra ny fe-potoam-piasana voalohan’ny Filoha frantsay, Emmanuel Macron, no nanambarany fa ho averina an-tanindrazany avokoa ireo taolam-balo nalain’ny frantsay fahiny…
Vakiana manontolo » -
HIRAGASY: Tafiditra ho isan’ny Harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona
Nandritra ny fivorian’ny Komity Faratampony mandinika sy mamoaka ny lisitra vaovaon’ny harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona izay atao any Botswana no nanapahana…
Vakiana manontolo » -
SAMBO MPIVAROTRA BOKY «LOGOS HOPE»: Nahaliana vahoaka maro ny figadonana tao Toamasina
Sambo mpivarotra boky lehibe indrindra maneran-tany ny “Logos Hope”. Adika amin’ny teny hoe “Tenin’Andriamanitra” ny “Logos”. “Fanantenana” kosa ny dikan’ny…
Vakiana manontolo » -
ROVAN’ANTSAHADINTA: Hanampy amin’ny fanarenana ny tranon-dRabodozafimanjaka may ny Fanjakana
Nisy fahamaizana teny amin’ny faritry ny Rovan’Antsahadinta, kaominina ambanivohitra Androhibe, ny alin’ny 01 novambra teo, nanomboka tamin’ny 08 ora sy…
Vakiana manontolo » -
HAVORIA: “Auditorium” sy Mozea voalohan’ny Haino aman-jerim-pirenena
Notokanana, ary hisokatra ho azon’ny besinimaro tsidihina manomboka ny alatsinainy izao ny Mozean’ny Haino aman-jerim-pirenena, nampitondraina ny anarana hoe “Havoria”,…
Vakiana manontolo » -
FIVAHINIANANA ETO MADAGASIKARA : Nitsidika ny “Rovan’i Madagasikara” ny Filoha maorisianina
Tonga nitsidika ny Rovan’i Madagasikara ny Sabotsy 26 Aogositra teo ny Filohan’ny Repoblikan’ny nosy Maorisy Andriamatoa Prithvirajsing Roopun sy Ramatoa…
Vakiana manontolo » -
EGLIZY KATOLIKA AMBODIFOTATRA : Hikaroham-bahaolana ny fanafainganana ny fampidirana azy ho Harembakoka manerantany
Ny volana marsa 2022 no nahazo ny « Valeur universelle exceptionnelle » ny Fiangonana Katolika Ambodifotatra ao Sainte Marie. Ity farany izay…
Vakiana manontolo » -
FITSIDIHANA NY ROVAN’I MADAGASIKARA : Azo jifaina amin’ny alalan’ny aterineto ny tapakila fidirana
Ho fitohizan’ny fampanaraham-penitra ny Rovan’i Madagasikara, toy ireo Mozea goavana maro maneran-tany, dia niroso tamin’ny fiarahamiasa tamin’ny Orinasa Manoova ny…
Vakiana manontolo »