Kolontsaina
-
LALAON’NY FRANKÔFÔNIA 2023: Nandrombaka ny medaly volamena i Richianny Ratovo, sokajy hosodoko
Namiratra i Madagasikara, namiratra ny mpanakanto malagasy! Nosalorana ny medaly volamena, omaly i Richianny Ratovo, teo amin’ny sokajy hosodoko. Nanakoako…
Vakiana manontolo » -
SAMBANY TEO AMIN’NY TANTARA…: Nahazo kianja avy amin’ny Fitondram-panjakana ny mpanao Hiragasy
Miisa 52 ireo tarika voarakitra ao anatin’ny federasion’ny mpihiragasy eto Madagasikara, saingy heverina ho mbola mihoatra lavitra noho izany ireo…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY – LANONAM-PANOKAFANA: Malagasy manodidina ny 1 000 isa handray anjara amin’ny soradihy
Efa mifantoka tanteraka amin’ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy ny ampahan’ny betsaka amin’ny lahasan’ny Governemanta sy ny mpikarakara rehetra ankehitriny, araka…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 : Nahazo tohana sy tsodrano ireo delegasiona avy amin’ny Kolontsaina
Mpanakanto 20 mianadahy, miangaly gadona samihafa toy ny dihy Hip Hop ahitana mpandray anjara 7, sary hosodoko (peinture), Sary sikotra…
Vakiana manontolo » -
TOLO-DALÀNA MOMBA NY ZON’NY MPAMORONA : Hiverina hodinihina eny amin’ny Antenimieram-pirenena indray
Naharitra ora efatra teo ho eo ny adihevitra tetsy amin’ny Antenimierandoholona omaly nandritra ny fivoriana itambarambe azon’ny besinimaro natrehina, nandinihina…
Vakiana manontolo » -
ROVAN’I MADAGASIKARA : Andraisana fepetra ireo mpitari-dia tsy ara-dalàna
Nanodidina ny 10 000 isa ireo mpitsidika ny Rovan’i Madagasikara tao anatin’izay sivy andro nisokafany izay. Tarehimarika izay nambaran’ny Minisitry ny…
Vakiana manontolo » -
OLAN’NY MPANAKANTO SY NY ZON’NY MPAMORONA : Nandray ny asany ny tale vaovaon’ny OMDA
Heritaona mahery izao no tsy nandray ny zon’ny mpamorona tokony hisitrahan’izy ireo ireo mpanakanto mpikambana eo anivon’ny Ofisim-pirenena misahana ny…
Vakiana manontolo » -
FANOMEZAN-DANJA NY TANTARA: Misokatra ho an’ny daholobe ny Mozea Rainilaiarivony etsy Amboditsiry
Velirano faha-13 nataon’ny Filohan’ny Repoblika ny fampiroboroboana ny kolontsaina ho lasa hambompom-pirenena. Tanteraka izany ankehitriny, niainga tamin’ireo asa maro nataon’ny…
Vakiana manontolo » -
TONTOLON’NY HAIHAINGO SY FAMORONANA: Fahombiazana ny Mihamy Mada Fashion IV tao Toamasina
Mbola nohantitranterin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, nandritra ny fandraisam-pitenenany, tamin’ny lanonana fanakatonana ny hetsika Mihamy…
Vakiana manontolo » -
MIHAMY MADA FASHION 2023: Tosika ho an’ny indostria ara-kolontsaina sy ny famoronana any Atsinanana
Vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika, nanomboka ny taona 2019, ny hahatonga ny sehatry ny Kolontsaina ho lasa fanoitra ho an’ny…
Vakiana manontolo »