Kolontsaina
-
MIHAMY MADA FASHION IV: Omem-boninahitra ireo mpamorona manan-talenta ao Toamasina
Toamasina no mampiantrano ny hetsika nasionaly Mihamy Mada Fashion (MMF) amin’ity taona 2023 ity. Hetsika izay miditra amin’ny andiany fahefatra…
Vakiana manontolo » -
GADONA « POP, SOUL, TRAP »: Mivoaka anio ny rakikira voalohany « FETY » an’i Joanne Radao
“FETY”, io no nosafidian’ny mpanakanto Joanne Radao hampitondraina ny lohatenin’ny Rakikirany izay mivoaka amin’ity anio ity. Araka ny fanazavany, nosafidiany…
Vakiana manontolo » -
ALATSINAIN’NY PASKA: Tomefy olona ireo toeram-pitsangatsanganana sy fampisehoana
Feno olona avokoa ny toeram-pitsangatsanganana teto an-drenivoihitra sy ny manodidina, omaly Alatsinain’ny Paska. Vao maraina dia efa nitanjozotra nihazo ireo…
Vakiana manontolo » -
FIARAHAMIASAN’NY FANJAKANA SY NY TSY MIANKINA: Mihamahazo vahana ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy
Fanavaozana maro no nentin’ny Minisitera ho fampivoarana ny sehatry ny sarimihetsika malagasy. Isan’izany ny fanovàna ny rafitra mitantana ny sarimehitsika…
Vakiana manontolo » -
TRANOMBOKIM-PIRENENA: Tafapetraka ny tahalan’ny Firenena Britanika
Ny volana Febroary 2022 no nisy ny fihaonana voalohany teo amin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo,…
Vakiana manontolo » -
FAMPIROBOROBOANA NY VAKOKA : Hosokafana tsy ho ela ny Mozea Rainilaiarivony
Ao amin’ny Fokontany Amboditsiry no misy ny toeram-ponenana faharoan’ny Praiminisitra Rainilaiarivony fahiny. Tamin’ny taona 1866 no nanomboka nonina tao izy…
Vakiana manontolo » -
MANJAKAMIADANA: Mandeha ny asa fanarenana ny tilikambon’ny fiangonana ao anatirova
Nilatsahan’ny varatra ny tilikambon’ny fiangonana protestanta ao anatin’ny Rovan’i Madagasikara herinandro vitsy lasa izay, ka misy triatra. Ny Filankevitry ny…
Vakiana manontolo » -
ZON’NY MPAMORONA: Mijoro ny Filankevi-pitantanana vaovaon’ny OMDA
Na teo aza ny savorovoro sy ny tsy fitovian-kevitra teo amin’ireo samy mpanakanto mahakasika ny nanatanterahana ny fifidianana Filankevi-pitantanan’ny OMDA…
Vakiana manontolo » -
FITANTANANA NY “OMDA”: Artista maro miray feo ny amin’ny tokony hisian’ny fanavaozana
Rahampitso talata 24 Janoary 2023 no hotanterahina ny fivoriambe sy fifampiarahabana nahatratra ny taona ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny Ofisy…
Vakiana manontolo » -
FIHETSIKA MAMOAFADY IMASOM-BAHOAKA : Sazin’ny fehezan-dalàna famaizana, mifanohitra amin’ny Kolontsaina malagasy
Sokajiana ho laharam-pahamehana ho an’ny firenena ny fiarovana ny Kolontsaina malagasy sy ny fanajana ireo soatoavina malagasy, araka ny fepetra…
Vakiana manontolo »