Manokana Covid-19
-
COVID-19: Tafiakatra 198 ny isan’ny maty, tranga vaovao miisa 81
Tao anatin’ny andro vitsivitsy izay, dia nitombo iray isan’andro ny isan’ireo lavo noho ny valanaretina covid-19, teto amintsika. Mahatratra 198…
Vakiana manontolo » -
TAREHIMARIKA COVID-19: Sitrana avokoa ny 14 031 tamin’ireo 15 106 nahitana tsimokaretina
Mitohy hatrany ny fitiliana isan’andro satria tokoa mbola mitohy ny ady amin’ilay covid-19, raha ny eto Madagasikara. Miova arak’izany ny…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: Nitombo 50 ireo sitrana, 66 ny tranga vaovao
Ny tarehimarika nomen’ny CCO omaly no namantarana fa nitombo 50 isa indray ireo mararin’ny covid-19 efa nahafeno ny fepetra fahasitranana…
Vakiana manontolo » -
COVID-19 Niampy 83 ireo nahafeno fepetra fahasitranana ka lasa 13 915.
Isan’andro dia misy hatrany ireo olona sitrana mivoaka ny toeram-pitsaboana, rehefa mahafeno fepetra ho amin’izany. Raha ny tarehimarika navoakan’ny CCO,…
Vakiana manontolo » -
RARINTSAINA SY VALANARETINA Ilaina ny fihetsika tony sy milamina
Mbola anatin’ny ady amin’ny valanaretina isika amin’izao fotoana, ary anatin’ny “Hamehana ara-pahasalamana” ihany koa. Maro, noho izany, ireo olona tratry…
Vakiana manontolo » -
FIVOARAN’NY COVID-19: Nihena 11 ireo mbola tsaboina, 20 ny tranga vaovao
Tamina fitiliana miisa 209 natao farany, na PCR na GenExpert, olona miisa 20 no nahitana ny tsimokaretina coronavirus teto amintsika.…
Vakiana manontolo » -
COVID-19 MANERAN-TANY: Mivoatra i Madagasikara, mila mailo ny rehetra
Tsara toerana isika eto Madagasikara, ankehitriny, eo anatrehan’ny ady natao tamin’ny coronavirus. Tafiditra anatin’ny sokajy fahatelo isika amin’izao fotoana, raha…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: Sitrana ny 13 709 tamin’ireo 14 696 efa nahitana tsimokaretina
Mitohy hatrany ny fitiliana eto amintsika, na amin’ny alalan’ny PCR izany, na ilay teknika GenExpert atao any amin’ny faritra misy…
Vakiana manontolo » -
DR ANDRIAMIARINARIVO MIARINTSOA: “Ilaina ny fandaminana ny fiasan’ny atidoha na marary na sitrana”
Tsy ireo olona mbola anatin’ny fitsaboana ihany no mila firindran’ny fiasan’ny atidoha, fa eo koa ireo olona efa sitrana niala…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: 38 ny tranga vaovao, miisa 722 ireo manaraka fitsaboana
Midina hatrany ny tarehimarika! Mitohy ny fihenan’ny tahan’ny fiabon’ny covid-19 eto amintsika, araka ny tarehimarika omen’ny CCO. Tamin’ireo fitiliana mahatratra…
Vakiana manontolo »