Manokana Covid-19
-
ANTONTANISA FARANY: Niampy telo ireo lavon’ny covid-19, nisy sitrana miisa 90
Raha somary niato ny isan’ireo lavon’ny covid-19, andro vitsivitsy lasa izay, dia nitombo telo izy ireo, tamin’ny antontanisa nentin’ny Profesora…
Vakiana manontolo » -
FIATREHANA COVID-19: Marefo ireo miankin-doha amin’ny zava-mahadomelina
Anisan’ireo olona azo sokajiana ho marefo manoloana ny valanaretina covid-19, ireo olona miankin-doha amin’ny zava-mahadomelina, raha tsiahivina. Nohamafisin’ny dokotera Andriamiarinarivo…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: Sitrana avokoa ny 13 492 tamin’ireo 14 475 efa nahitana tsimokaretina
Mitohy hatrany ny fitiliana ataon’ireo ivon-toerana mpanao izany eto amintsika, amin’ny alalan’ny PCR, sy ny GenExpert. Hita ho mihena hatrany,…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: 75 ny tranga vaovao, 788 sisa ireo manaraka fitsaboana
Midina hatrany ny tarehimarika! Mitohy hatrany ny fihenan’ny tahan’ny fitiliana miabon’ny covid-19 eto amintsika, araka ny tarehimarika omen’ny CCO. Tamin’ireo…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: Mahatratra 13 206 ireo sitrana rehefa niampy 168 vaovao
Isan’andro dia misy hatrany ireo olona sitrana mivoaka ny toeram-pitsaboana, rehefa mahafeno fepetra ho amin’izany. Raha ny tarehimarika navoakan’ny teo…
Vakiana manontolo » -
ANATIN’NY FAHASITRANANA: Ilaina ny fananana “fahasalamana mifindra”
Maro tokoa ireo olona efa sitrana noho ny valanaretina covid, eto amintsika, raha tsy hilaza afa-tsy hatramin’ny fanombohan’ny volana jolay…
Vakiana manontolo » -
COVID-19: 80 ny tranga vaovao, 938 sisa ireo mbola tsaboina
Midina hatrany ny tarehimarika! Mitohy hatrany ny fihenan’ny taham-pitiliana covid-19 eto amintsika, araka ny tarehimarika omen’ny CCO. Tamin’ireo fitiliana mahatratra…
Vakiana manontolo » -
DIABETA SY COVID-19: Efa misokatra ny ivon-toeram-pitiliana INSPC Befelatanana
Maro tamin’ireo olona manana aretina mitaiza toy ny diabeta, na ireo diabetika no tratran’ny faharariana mafy (forme grave) rehefa tratran’ilay…
Vakiana manontolo » -
VALANARETINA COVID-19: 65 ny tranga vaovao, 980 ireo mbola marary tsaboina
Mihena ny tarehimarika! Nanaitra ny rehetra ny nihaino ny antontanisa navoakan’ny CCO omaly antoandro. Tamin’ireo fitiliana natao miisa 399 tao…
Vakiana manontolo » -
FIATREHANA VALANARETINA: Mahasalama ny torimaso ampy
Maro ireo fihetsika sy fomba amam-panao mahazatra, ary ireo antony mety miteraka tsy fahampian’ny torimaso. Ho an’ireo marary, fa indrindra…
Vakiana manontolo »