Non classé
-
FANDRAISANA AN-TANANA NY COVID-19: Hisokatra manomboka rahampitso ny CTC-19 Alarobia
Nohamafisina ny fahafaha-mandray an-tanana ireo mararin’ny Coronavirus, araka ny fanazavan’ny Filoham-pirenena ny sabotsy teo. Noho izany, tsy maintsy nisy ny…
Vakiana manontolo » -
ANDRO RATSY: Tsy hisy fiantraikany amin’ny toetrandro eto afovoan-tany hatramin’ny rahampitso
Araka ny filazana manokana momba ny rivodoza nivoaka omaly 23 Desambra 2020, tamin’ny 04ora tolakandro. Mikisaka miadana miakandrefana hatrany ilay…
Vakiana manontolo » -
FAMPIELEZANKEVITRA SENATORIALY: Mirona amin’ny fandresen-dahatra mivantana ny mpifidy vaventy ireo kandida
Ny 19 Novambra teo no nanomboka ny fampielezankevitra amin’ny fifidianana Loholona eto amintsika. Hatreto, tsikaritra ho tsy mitovy amin’ireo fampielezankevitra…
Vakiana manontolo » -
FITOHANANA LAVARENY: Miteraka fatiantoka betsaka amina sehatra maro lafy
Fotoana lany, fahavoazana ara-bola sy ara-toekarena, fikorontanam-piainana andavanandro, ary tsy fahasalamana sy ny sisa maro, no indray ateraky ny fitohanan’ny…
Vakiana manontolo » -
LALANA LF 2020-006 MOMBA NY SERASERA: Miantoka ny fiarovana ny mpanao gazety amin’ny asany
Fandresena goavana ho an’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety ny fahalanian’ny lalàna vaovao mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery izay efa…
Vakiana manontolo » -
ASA FAMPANDROSOANA: Hihazo ny tapany atsinanan’ny Nosy ny Filoha anio
Roso hatrany ny dia! Tsy voasakan’ny fandrabirabiana sy ny fingapingana isan-karazany ny Fitondram-panjakana ankehitriny fa miroso mankany amin’ny fanatanterahana ny…
Vakiana manontolo » -
FIVAROTAN-TENA ANATY TAMBAZOTRA: Sarona ny vehivavy iray tompon’antoka
Efa mielim-patrana eto amintsika ankehitriny, ny fitadiavam-bola mamoafady amina tambazotran-tserasera. Misy amin’izy ireny no efa tratra, raha mbola maro no…
Vakiana manontolo » -
Tsenan’ny lavanila: Ao anatin’ny 8 volana sy tapany no anondranana ny vokatra rehetra
« Hisokatra ny 15 septambra ho avy izao ny fanondranana lavanila, ary tsy hijanona izany raha tsy amin’ny 31 may 2021,…
Vakiana manontolo » -
“Heloka hibaboana mody rariny”
Ny tena tompon’andraikitra dia mahatsapa ny andraikitra sahaniny, mahatsapa ny mety sy ny tsy mety, fa indrindra mahatsapa ny andraikitra…
Vakiana manontolo » -
LALAM-PIRENENA FAHAROA: Hisokatra ho an’ny taksibrosy sy ny fiara tsotra
Isan’ireo fepetra voalohany noraisin’ny Fitondram-panjakana ny fanajanonana avy hatrany ny fitateram-bahoaka raha vantany vao niditra teto amintsika ny valanaretina. Ankehitriny,…
Vakiana manontolo »