Non classé
-
COVID-19: 50 ny tranga vaovao, 13 355 ny totalin’ireo sitrana
Raha ny antontanisa farany navoakan’ny teo anivon’ny CCO, omaly, fantatra fa nitombo 50 ny isan’ireo olona voatily nitondra ny tsimokaretina…
Vakiana manontolo » -
11 011 SITRANA – COVID-19: Mariky ny fahombiazan’ny paikady nosafidiana
Milaza miara-mahita isika amin’ny fivoaran’ny tarehimarika, manodidina ny ady amin’ny Covid-19 eto Madagasikara ankehitriny. Na maro aza ny manakiana sy…
Vakiana manontolo » -
FIZARANA FANAMPIANA: Tsy miandry ny fahavitan’ny « Digitalisation »
Anisan’ny vaovao lehibe nambaran’ny Filoham-pirenena, nandritra ny fandaharana manokana, nataony ny Alahady teo, ny mahakasika ny “Digitalisation”, na fidirana amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Fahasarotan’ny fitsaboana Covid-19 : Anisan’ny maha-sarotra izany ny fisian’ny diabeta sy ny tosi-dra
Maro amin’ireo olona namoy ny ainy, na mbola manaraka fitsaboana amin’ny Covid-19 ny olona voan’ny diabeta sy manana olana amin’ny…
Vakiana manontolo » -
Miandry toloram-potsiny !
Miandry toloram-potsiny, mila voatsiary… Tahaka an’izany ny toetsain’ny mpiray tanindrazana amintsika ankehitriny manoloana ny zava-misy. Manao ny ainy tsy ho…
Vakiana manontolo » -
TANANAN’I FIANARANTSOA: Tokantrano maherin’ny 1600 nisitraka « Vatsy tsinjo »
Nitohy tao an-tampon-tanànan’i Fianarantsoa, renivohitry ny Faritra Matsiatra Ambony ny fidinana ifotony ataon’ny Filoha Rajoelina Andry mivady, ao anatin’ny hetsika…
Vakiana manontolo » -
LISITR’IREO HAHAZO FANAMPIANA: Hidina ifotony hanadihady ny Fanjakana
Taorian’ireny savorovoro niseho isaky ny toerana nanatanterahana ny fizarana Vatsy tsinjo ireny, hisy ny lamina vaovao hapetraky ny eo anivon’ny…
Vakiana manontolo » -
« Vente en ligne » : Manampy betsaka ny olona anaty fihibohana
« Vente en ligne » na varotra anaty tambajotran-tserasera ! Tsy haitraitra intsony fa efa tena iainana. Manampy ny olona…
Vakiana manontolo » -
FIZARANA NY SOSIALIM-BAHOAKA: Novana ny fomba fiasa hisorohana ny fanodinkodinana
Fitarainana hita sy re hatramin’ny fiandohan’ny fizarana ny fanampiana Sosialim-bahoaka ny fanodinkodinana fanampiana sy kolikoly ataon’ireo sefo fokontany. Omaly, nandritra…
Vakiana manontolo » -
AMNESTY INTERNATIONAL, RSF, … : Manao dika vilana ny zava-misy eto Madagasikara
Tsikaritra hatramin’ny nisian’ny Hamehana ara-pahasalamana nisy teto amintsika ny fanehoan-kevitr’ireo fiarahamonim-pirenena sasantsasany sy rafitra iraisam-pirenena vitsivitsy, toy ny Amnesty International,…
Vakiana manontolo »