Non classé
-
DISTRIKAN’ATSIMONDRANO: Nisitraka ny fanampiana “Sosialim-bahoaka”
Tsy mijanona ho an’Antananarivo renivohitra ihany, omaly, teny Antanikatsaka Itaosy no natomboka ny fizarana ny vatsy sosialim-bahoaka ho an’ny distrikan’Atsimondrano.…
Vakiana manontolo » -
TAMBAVY CVO: Manampy amin’ny fiatrehana ny Covid-19
Isany mampiavaka antsika amin’ny firenena maro miatrika ny Covid-19 ny fisian’ny Tambavy CVO na ny Covid Organics, izay hitan’ny mpikaroka…
Vakiana manontolo » -
FANDAHARANA TVM’BÔSY: Manampy ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana
Efa herinandro maromaro izay no nanambaran’ny Fanjakana ireo daty hanatanterahana ny fanadinam-panjakana eto Madagasikara. Hiaraha-mahalala anefa ankehitriny ny tsy mbola…
Vakiana manontolo » -
LALAN’NY ATODY – MAHITSY: Miroso ny asa fanamboarana na eo aza ny Hamehana
Na eo aza ny fikorontanana amin’ny lafin-javatra maro ateraky ny valanaretina Covid-19, tsy vitsy ireo tetikasa no mbola mandeha amin’izao…
Vakiana manontolo » -
FIZAHANTANY AO NOSY BE : Vinavinaina hisokatra amin’ny fiandohan’ny oktobra
Isany nampikatso tanteraka ny sehatry ny fizahantany ny fepetra fanidina sisin-tany noraisina, hatramin’ny nidiran’ny valanaretina teto amintsika. Tsy maintsy noraisina…
Vakiana manontolo » -
SOSIALIM-BAHOAKA: Tsy manadino ny isan-tokatrano ny Fanjakana
Ankoatra ireo fanampiana nozaraina isaky ny toerana malalaka, tany amin’ireo boriborintany enina teto andrenivohitra, tsy nohadinoin’ny Filoha Rajoelina Andry sy…
Vakiana manontolo » -
GOVERNORAN’ANALANJIROFO: Vonona hametraka ny fitantanana ara-drariny
Isan’ireo faritra vao nahazo Governora ny Faritra Analanjirofo, araka ny tatitry ny Filan-kevitry ny minisitra, ny 23 Jolay teo. Ity…
Vakiana manontolo » -
FANAMPIANA SOSIALIM-BAHOAKA: Tokantrano miisa roa hetsy no hisitraka eto Antananarivo
Tsy azo ihodivirana ny fanampiana ara-tsosialy ny vahoaka ao anatin’izao krizy ateraky ny valanaretina Covid-19 izao. Tsy afaka ny hijery…
Vakiana manontolo » -
Sokajiana olona marefo: Maherin’ny 100 isan’andro ireo olona mitily momba ny diabetika
Sokajiana ho olona marefo ireo manana toe-batana diabetika ka mila mitandrina mafy, ao anatin’ny ady amin’ny valanaretina coronavirus. Tafiakatra hatrany…
Vakiana manontolo » -
MPANOLOTSAINA CUA – FREEDOM: Nanolotra fanampiana ireo mpiasan’ny fasam-bahiny Anjanahary
Ny eny amin’ny Fasam-bahiny eny Anjanahary no toerana natokan’ny Fanjakana andevenana ireo nodimandry teto Antananarivo, kanefa tsy afaka namonjy ny…
Vakiana manontolo »