Politika
-
GOVERNEMANTA VAOVAO: Voatendry ireo Minisitra telo misahana ny fitandroana filaminana
Raha toa ka vao nandray ny asany omaly ny Praiminisitra vaovao, ny Jeneraly Zafisambo Ruphin Fortunat, dia tsy niandry ela…
Vakiana manontolo » -
FANARENANA NY FIRENENA : Miantso ny fiaraha-mientan’ny rehetra ny Praiminisitra Zafisambo Ruphin
Nahitsy ny Praiminisitra Zafisambo Ruphin Fortunat omaly, raha nandray fitenenana fa ny Fanjakana dia tsy sehatra iadian-kevitra fotsiny, fa ho…
Vakiana manontolo » -
FIFIDIANANA LOHOLONA : Nahemotra ny daty fandrotsahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina
Nanatanteraka fandaharana manokana omaly, ny filohan’ny Vaomiera Nasionaly mahaleo tena misahana ny fifidianana, Dama Arsène, momba ny toe-draharaham-pirenena amin’ny ankapobeny.…
Vakiana manontolo » -
VEHIVAVY MPITARIKA MALAGASY HO AN’NY FIHAVANANA: Miantso fandraisan’anjaran’ny tanora amin’ny fomba tsy manome vahana ny herisetra
Anisan’ireo naneho ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena misy ankehitriny ny fikambanana hivondronan’ireo vehivavy mpitarika Malagasy ho an’ny fihavanana sy fisorohana…
Vakiana manontolo » -
MAHAJANGA: Nanamafy ny fanohanany ny Filoha Andry Rajoelina
Ankoatra ny teto Antananarivo dia anisan’ny nahitana hetsiky ny mponina ho fanohanana ny Filohampirenena Andry Rajoelina ihany koa ny tany…
Vakiana manontolo » -
FIKATSAHAM-BAHAOLANA AMINNY FOTOAN-TSAROTRA: Firaisamonim-pirenena mihoatra ny 60 nifanakalo hevitra tamin’ny Filoha
Taorianny fihaonanny Filoha taminny Sendikanireo Solontenam-panjakana na SYNAD, sy ireo solontenan’ireo Mpandraharaha rava fananana sy ireo Vondrona mpandraharaha, dia ireo…
Vakiana manontolo » -
FITANTANAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA : Noraisinny Filoha Andry Rajoelina ny SYNAD
Nialoha ny fifampiresahana taminny SYNAD na ny (Syndicat des Administrateurs Civils), dia noresahinny Filoha Andry Rajoelina, afakomaly, tetsy aminny Lapam-panjakana…
Vakiana manontolo » -
MPANDRAHARAHA RAVA FANANANA : Mitentim-bidy any aminny 200 miliara Ar ny fahavoazana tamin’ny fandrobana
Noraisin’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ireo mpandraharaha rava fananana nandritra ny fihetsiketsehana teto an-dRenivohitra sy tany amin’ny…
Vakiana manontolo » -
FILOHA ANDRY RAJOELINA: « Tsy avelako hisy handrava sy hamotika ny Firenentsika »
Nanao fanambarana tao amin’ny pejiny Facebook, ny Filoha Andry Rajoelina, ny antoandro teo tamin’ny 1 ora, manoloana ny korontana sy…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY FANDROBANA: Natsangana ny « Brigade anti-pillage » eo anivon’ny Polisim-pirenena
Ankoatra ireo vondron-kery manokana eo anivon’ny Polisim-pirenena dia natsangana manoloana ny savorovoro sy fanararaotana isan-karazany ihany koa ny « Brigade anti-pillage »…
Vakiana manontolo »