Politika
-
VONDRONA PARLEMANTERA ENY AMIN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA: Mitohy ny fifampidinihana sy fifanakalozan-kevitra hisian’ny fifampihainoana
Namoaka fanambarana ireo Solombavambahoaka eny anivon’ny Antenimierampirenena, androany. Ireto farany, izay nilaza mahatsapa fa kihon-dalana amin’ny tantaran’ny firenena izao zava-misy…
Vakiana manontolo » -
TANORA SY FANATANJAHANTENA IRAISAM-PIRENENA: Vonona hanohana an’i Madagasikara hatrany ny Firenena Mikambana
Nandritra ny fihaonambe «Programme d’Action Mondiale pour la Jeunesse» izay notanterahina tany New York ny herinandro lasa teo dia nanamafy…
Vakiana manontolo » -
SYNAD: Miantso fitoniana sy fihaonana an-databatra boribory
Eo anatrehan’ny toe-draharaha eto amin’ny firenena izay misavorovoro ankehitriny, ny Birao nasionalin’ny « Administrateur civil » na ny « SYNAD » dia namoaka fanambarana.…
Vakiana manontolo » -
OMC : Mihemotra amin’ny 08 ora ka hatramin’ny 04 ora maraina ny “Couvre feu”
Nisy ny fivorian’ny fivondronan’ireo Mpitandro filaminana na ny OMC, androany antoandro, izay notarihan’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Teboka vitsivitsy no fantatra…
Vakiana manontolo » -
FAMORIAM-BAHOAKA TSY NAHAZOANA ALALANA: Handray fepetra henjana ho an’ireo manao fandikan-dalàna ny Emmo/Nat
Manoloana ireo fihantsiana samihafa sy fikasana ny hanakorontana ho an’ny andron’ny 25 septambra, eto amin’ny tanànan’Antananarivo renivohitra, dia nanao fanambarana…
Vakiana manontolo » -
FIVORIAMBE FAHA-80 NY FIRENENA MIKAMBANA : Nanao antso avo ny Filoha Rajoelina, mba hiarovana ny AGOA
Nandray anjara fitenenana nandritra ny Fivoriambe faha 80 ny Firenena mikambana, ao New York, ny Filoha Andry Rajoelina, omaly. Kabary…
Vakiana manontolo » -
FIHETSIKETSEHANA RAHAMPITSO…: Tsy azo tanterahina, nandray fepetra ny Prefe
Tsy nahazo alalana hanao hetsika etsy Ambohijatovo ny mpanolontsaina monisipaly avy amin’ny firaisankin’ny mpanohatra, araka ny tapaky ny Organisation Mixte…
Vakiana manontolo » -
FILOHA ANDRY RAJOELINA : Sady hitondra ny feon’i Madagasikara no mitondra ny feon’ny SADC anio
Handray fitenenana amin’ity Fivoriamben’ny Firenena Mikambana ity, ny Filoha Andry Rajoelina anio. Hitondra ny feon’i Madagasikara izy amin’izany manoloana ny…
Vakiana manontolo » -
FANAPAHAN-DALANA, GREVY, DORO KODIARANA : Mpianatr’i Vontovorona dimy naratra nandritra ny fihetsiketsehana
Manoloana ny fitakiana ny famahana ny olan’ny jiro sy rano, izay tsy mandeha araka ny tokony ho izy, dia nanatanteraka…
Vakiana manontolo » -
FANKALAZANA NY FAHA-80 TAON’NY ONU : Nanakoako ny antso ho an’ny filaminana sy fandriampahalemana
Nigadona omaly ao New York, Etazonia, ny Filoha Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, Mialy Rajoelina. Ny fandraisana anjara amin’ny Fivoriambe…
Vakiana manontolo »