Politika
-
80 TAONA NIJOROAN’NY FIRENENA MIKAMBANA: Hanatrika ny fihaonambe ny Filoha Rajoelina, hitondra ny feon’ny SADC
Mandray anjara feno amin’ny Fihaonambe faha 80 ny Firenena Mikambana i Madagasikara amin’ny alalan’ny delegasiona, izay tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina,…
Vakiana manontolo » -
FANDIKAN-DALANA TENY AMIN’NY LAPAM-PANJAKANA : Ny tao amin’ny Antenimierandoholona no nitory an’i Baba sy Clémence
Nitondra fanazavana mahakasika ny raharaha nahavoasaringotra ny mpanolontsain’ny tanàna miisa roa, ny herinandro lasa teo, ny Antenimierandoholona. Raha tsiahivina ny…
Vakiana manontolo » -
MADAGASIKARA-FRANTSA : Mipaka mivantana amin’ny vahoaka eny ifotony ny fiarahamiasa itsinjaram-pahefana
Nanomboka omaly ary haharitra anio, ny andiany fahatelo amin’ny fivoriana momba ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana eo amin’i Madagasikara sy Frantsa. Endrika…
Vakiana manontolo » -
HETSIKA NATAON’I BABA RAKOTOARISOA : Mampibaribary ny fahalemen’ny mpanohitra
Baba Rakotoarisoa mitarika “bidon jaune” teo anoloan’ny Lapan’ny Antenimierandoholona, nandefa ny horonam-peon-dRamatoa Loholona Lalatiana Rakotondrazafy fahiny, ary niantso an’ity farany…
Vakiana manontolo » -
FILOHAN’NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRY NY SADC: Hisahana ny andraikitra mandritra ny herintaona Rtoa Rafaravavitafika Rasata
Nosokafana omaly teny amin’ny CCI Ivato, nandritra ny lanonana ofisialy, ny asan’ny Filankevitry ny Minisitra ao amin’ny Vondrona Fampandrosoana aty…
Vakiana manontolo » -
“ENARA GALLERIA” ENY TSARASAOTRA : Ho vita tanteraka anio ny toerana handraisana ny « Bazar de la SADC »
Mihazakazaka ny asa fanamboarana ny “Enara Galleria”, na toerama fandraisana fampirantiana iraisam-pirenena, eny Ambodifasina Tsarasaotra Ivato , araka ny hita nandritra…
Vakiana manontolo » -
FANDRAISANA NY FITANTANANA NY « SADC »: Namaly ireo mpitsikera azy ny Filoha Rajoelina
Novakian’ny Filoha Andry Rajoelina omaly ny resaka! Nambarany fa amin’izao ankatoky ny fandraisany ny fitantanana ny SADC izao dia nisy…
Vakiana manontolo » -
SEKRETERA MPANATANTERAKY NY SADC : Afapo amin’ny fikarakarana ataon’i Madagasikara
Mandroso araka ny tokony ho izy ny fandaharam-potoana rehetra mahakasika ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny SADC eto amintsika. Omaly, nandray…
Vakiana manontolo » -
FANDRAISANA NY FIHAONAMBEN’NY « SADC » : Miantso fitoniana politika ny Filohan’ny Antenimierampirenena
Hita soritra anatin’ny fikarakarana tanterahin’ny Fitondram-panjakana ny fandraisana ny fihaonana an-tampony SADC amin’izao fotoana fa anaty fahavononana tanteraka i Madagasikara…
Vakiana manontolo » -
FAMPITOMBOANA NY FAMOKARANA: Hiara-hiasa amin’ny sehatry ny fambolena i Madagasikara sy Maorisy
Nanolotra ny taratasy manendry azy honina sy hiasa eto Madagasikara tamin’ny Filohan’ny Repoblika, omaly, ny Masoivoho vaovaon’ny Nosy Maorisy, Andriamatoa…
Vakiana manontolo »