Politika
-
FANDRAISANA NY FIVORIAMBEN’NY « SADC » : Firaisankina no ilaina fa tsy fanoherana bontolo
Maro ireo mpisehatra politika maneho hevitra manoloana ny fandraisan’i Madagasikara ny fivoriamben’ny “SADC”, izay efa nanomboka ny 03 Aogositra teo,…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA « BOEING 777 » : “Efa eto Madagasikara ny FBI hanadihady”, hoy ny Praiminisitra
Toy ireo raharaha mafana rehetra nandalo teto amin’ny firenena dia mahazo vahana indray ny fanaparitahana vaovao diso sy tsy mari-pototra…
Vakiana manontolo » -
VONDRONA SADC – « RISDP 2020-2030 » : Hiadian-kevitra ny hanamafisana ny fifandraisan’ny samy mpikambana
Tafiditra indrindra ao anatin’ny fandaharam-potoana amin’ny fivoriamben’ny SADC tanterahina eto amintsika ny « Réunion des hauts fonctionnaires et d’experts sur le…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA « BOEING 777 » ANY IRAN : Lasibatry ny fanaparitahana vaovao diso indray ny zanaky ny Filoha
Niparitaka ny vaovao ny faran’ny herinandro teo fa misy orinasan’ny zanaky ny Filoha Rajoelina izay mipetraka any Dubai tafiditra ao…
Vakiana manontolo » -
DISADISA – FILOHAN’NY « SENAT » SY NY MPANAO GAZETY: Manolo-tena hanelanelana ny Loholona Lalatiana Rakotondrazafy raha ilaina
Manoloana ny fifanolanana misy eo amin’ny mpanao gazety sy ny Filohan’ny Antenimierandoholona dia nitondra ny fanehoan-keviny ny Loholon’i Madagasikara sady…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA BOEING “777-200” ANY IRAN: Tsy nahalala ny zava-misy ny Filoha sy ny Praiminisitra
Nohamafisin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, nandritra ny famindram-pitantanana niaraka tamin’ny Minisitra teo aloha Ramonjavelo Valéry , fa nisy hosoka sy fitaka…
Vakiana manontolo » -
GOVERNEMANTA: Nesorina tamin’ny toerany ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetr’andro
Noraisina omaly ny didim-panjakana laharana faha 2025-812 anovàna ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2024-1612 tamin’ny 22 aogositra…
Vakiana manontolo » -
FAMPIASANA LAHARANA FIARAMANIDINA HOSOKA: Teratany indianina sy Malagasy iray karohina fatratra
Vaovao niteraka resabe nanomboka ny faran’ny herinandro teo indray ny momba ireo voalaza fa fiaramanidina Boeing 777-200 miisa dimy lasa…
Vakiana manontolo » -
HOPITALY SY BIRAON’NY PREFE AO MAROANTSETRA: Hanala fahasahiranana tanteraka ny vahoakan’Ambatosoa
Hafaliana tsy omby tratra no nisitrahan’ny vahoakan’i Maroantsetra hopitaly vaovao manara-penitra, ny faran’ny herinandro teo. Raha ny ara-tantara mikasika ny…
Vakiana manontolo » -
HEKRIFAMA: Miantso ny hiainana indray ny Soatoavina maha malagasy
Notanterahina ny sabotsy teo ny Antsam-panahy sy famelaberan-kevitra izay nampitondraina ny lohateny hoe « Kristiana mpanavao, fototra fampandrosoana firenena, mandroso sy masina…
Vakiana manontolo »