Politika
-
“PARC SOLAIRE”, FANAMBOARAN-DALANA…: Fanamby maro no hovitaina ao amin’ny Faritra Ambatosoa
Hatramin’ny nitantanan’ny Filoha Andry Rajoelina ny firenena, fanindroany izao no nitsidika an’i Mananara Avaratra izy. Ny volana jona 2023 ny…
Vakiana manontolo » -
FIHAONANA AN-TAMPON’NY « SADC »: Vonona amin’ny fandraisana i Madagasikara
Vanim-potoana hanan-tantara amin’ny firenena malagasy ny fotoana handraisantsika ny Fihaonana an-tampon’ireo Filoham-pirenena sy Lehiben’ny Governemanta eo anivon’ny SADC ny 3…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY KOLIKOLY: Naneho ny fahavononany ireo mpikambana vaovaon’ny “PAC” Fianarantsoa
Vonona hiatrika ny andraikitra amin’ny maha mpikambana vaovao azy ao amin’ny PAC Fianarantsoa ireo tompon’andraikitra vaovao vao notendrena, raha ny…
Vakiana manontolo » -
FITANTANANA NY JIRAMA: Tsy omena ny tsy miankina, tsy misintaka ny Fanjakana
“ Tsy misy mihitsy manana eritreritra hampisintaka an’ny Jirama, ho an’ny tsy miankina. Ny hamafisiko aza dia ny mihoatra lavitra…
Vakiana manontolo » -
FIHAONANA AN-TAMPONY SADC: Nanome fiara 16 hitondrana ireo Filoham-pirenena i Chine
Noraisina Tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ireo fiara Hongqi izay hitondra ireo Filoham-pirenena mandritra ny andiany faha –…
Vakiana manontolo » -
ANDRY RAJOELINA HO FILOHAN’NY SADC : Hisahana andraikitra goavana aty Atsimon’i Afrika sy amin’ny sehatra iraisampirenena
Handray ny fihaonana an-tampony faha 45-n’ny SADC isika ny 03 ka hatramin’ny 18 Aogositra 2025. I Madagasikara amin’ny alalan’ny Filohan’ny…
Vakiana manontolo » -
FAHASAHIANA POLITIKA: Nandroso i Madagasikara tamin’ny fitakiana ireo Nosy malagasy
Tafiditra tao anatin’ireo delegasiona malagasy nihazo an’i Paris tamin’ilay fivoriana faharoan’ny Vaomiera itambaran’i Frantsa sy Madagasikara amin’ilay raharaha Nosy Malagasy…
Vakiana manontolo » -
TSINGERIN-TAONA NAHAFATESANA OLONA MARO: Mahazo vahana ireo vaovao tsy mari-pototra hanaratsiana ny Fanjakana
Tafakatra 29 ireo namoy ny ainy tamin’ilay raharaha fanapoizinana niseho nandritra ny fankalazana tsingerintaonana tanora vehivavy iray teny Ambohimalaza, iray…
Vakiana manontolo » -
FRANTSA SY MADAGASIKARA : Hanohy ny fiarahamiasa mifototra amin’ny fampandrosoana maharitra
Miorina amin’ny fifampitokisana sy fiarahamiasa marolafy ny fifandraisana eo amin’i Lafrantsa sy Madagasikara. Nambaran’ny Masoivoho frantsay Arnaud Guillois, nandritra ny…
Vakiana manontolo » -
FIANDRIANANA AMIN’IREO NOSY MALAGASY: Tsy niova tamin’ny fitakiany i Madagasikara
Nohazavain’ireo tao anatin’ny delegasiona malagasy nandray anjara tamin’ny fivoriana faharoa an’ny Vaomiera iraisana Maadagasikara – Frantsa tamin’ny mpanao gazety avokoa…
Vakiana manontolo »