Samihafa
-
FAMBOLEN-KAZO Mitaona ireo rehetra manana olana ara-tany hanatona azy ny Minisitra
Ny hahafahan’ireo tompon-tanàna misitraka sy mikolokolo ny ala no tanjona amin’izao fanentanana amin’ny fambolen-kazo izao. Fantatra, fa olana ara-tany no…
Vakiana manontolo » -
SERASERA: Nohavaozina sy nomena fampitaovana ny TVM sy RNM Ambatolampy
Nandritra ny fetin’ny Mimoza izay nosokafan’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Andriatongarivo, tamin’ny fomba ofisialy izany, herinandro vitsy…
Vakiana manontolo » -
MPANAO GAZETY MATIHANINA: Nivoaka ny lisitra ofisialy, hatao ny 16 Oktobra ny fifidianana ny biraon’ny Holafitra
Mpanao gazety miisa 1 509 tamin’ireo 1 621 nanao fangatahana no nahafeno ny fepetra maha mpanao gazety matihanina azy, ka afaka handray…
Vakiana manontolo » -
MAJAORO JENERALY SY FANETSEHANA ARA-MIARAMILA Nandray ny andraikiny ny Amiraly Assanaly Bemarivo sy Jly Andriamasimanana william
Nisy ny fanendrena vaovao tamina fifamindran’andraikitra teo anivon’ny Tafika malagasy, omaly. Voatendry ho Majaoro Jeneralin’ny Tafika (Major Général des Armées)…
Vakiana manontolo » -
TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA 5: Nisitraka “Kits de visioconference” avy amin’ny Unesco
Ankoatra ny fampiroboroboana ny lafiny Kolontsaina, anisan’ny antony lehibe nametrahana ireo Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina nanerana ny Nosy ny…
Vakiana manontolo » -
FAMPIOFANANA MPANAO GAZETY: Finiavana hampiakatra ny lentan’ny asa fanaovan-gazety malagasy
Sambany no nisy minisitera misahana ny serasera nanao ho vaindohan-draharaha ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpanao gazety toy izao na dia…
Vakiana manontolo » -
FAMPIOFANANA MPANAO GAZETY: Vita ny fanohanana ny asa fikarohan’ireo mpiofana miisa 40
Tsy vitsy amin’ireo olona misehatra amin’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika no tsy nanaraka ny fiofanana mifandraika amin’izany, fa avy…
Vakiana manontolo » -
FAHA-90 TAONAN’NY RNM: Misongadina ireo asa fanatsarana, tafapetraka ny « Studio Vahandanitra »
29 Aprily 1931-29 Aprily 2021. 90 taona katroka amin’ity taona ity no niorenan’ny onjampeo RNM teto Madagasikara. Maro ireo sehatra…
Vakiana manontolo » -
FANAPARIAHAM-BAOVAO OFISIALY: Tafapetraka ny « Dépêche Informative Taratra »
Efa tany amin’ny Repoblika voalohany no nisy ny ANTA na ny Agence Nationale d’information Taratra, hoy ny Minisitry ny Serasera…
Vakiana manontolo » -
RADIO MADAGASIKARA (RNM): Feno 90 taona, fanatsarana maro no efa vita tato anatin’ny 2 taona
Ny Radio Nasionaly Malagasy (RNM), na ny Radio Madagasikara no onjampeo voalohany indrindra teto Madagasikara. Amin’ity taona ity, izany hoe…
Vakiana manontolo »