Samihafa
-
FIVOAHANA AMIN’NY LALAM-PIRENENA : Hentitra amin’ny fampanarahan-dalàna ny mpitandro filaminana
Tafiditra tao anatin’ireo Faritra efatra mbola mikatona, izany hoe, sady tsy azo idirana no tsy azo ivoahana ny Faritra Analamanga.…
Vakiana manontolo » -
FAMPIVOARANA NY VEHIVAVY: Notokanana ny ivon-toeram-pamokarana asatanana « Har’Kanto »
Tafiditra ao anatin’ny vinan-dRamatoa Mialy Rajoelina, Vadin’ny Filoham-pirenena, sady Filoha mpanorina ny “Association Fitia » ny fampiroboroboana ny asa tanana amin’ny…
Vakiana manontolo » -
VEHIVAVY MPANJONO AO MAHAJANGA : Notolorana fitaovana hahafaha-mikirakira sy mitahiry hazan-drano
“Teo aloha, misy fotoana vao avy any anaty lakana ny trondro dia avy hatrany dia alefa mivantana eny an-tsena satria…
Vakiana manontolo » -
FANKALAZANA NY 08 MARSA: Mirotsaka an-tsehatra manatona ireo vehivavy ny Vadin’ny Filoha
Tsy maintsy nandray fepetra nifaranaka amin’ny toe-java-misy ankehitriny ny Fitondram-panjakana amin’ny endrika hanamarihana ny andron’ny vehivavy, ny 08 Marsa ho…
Vakiana manontolo » -
FIFOHANA SIGARA SY FIHINANANA PARAKY : Malagasy miisa 8 300 isa-taona no maty
Mahatratra hatramin’ny 8300 isa-taona ireo Malagasy maty vokatry ny fifohana sigara sy fihinanana paraky, araka ny tatitra nataon’ny OMS. Araka…
Vakiana manontolo » -
FITSABOANA NY HOMAMIADANA : Notokanana ny « Centre de Radiothérapie au Cobalt » ho an’ny CHUJRA
Manodidina ny 1 300 ireo olona fantatra fa nararin’ny homamiadana tany amin’ny taona 2012-2013. Mitombo io antontanisa io ankehitriny, izay…
Vakiana manontolo » -
KAOMININA ANKILIZATO – MENABE: Olona miisa 5 900 hisitraka rano fisotro madio
Fotodrafitrasa famatsian-drano fisotro madio vaovao azo avy amin’ny fiaraha-miasa amin’ny tsy miankina na « Partenariat Public-Privé » no nahatontosana ny asa, na…
Vakiana manontolo » -
LISEA ANDRÉ RESAMPA ANTSIRABE: Nanolotra dabilio 30 isa sy boky ny Antoko Freedom
Isan’ireo mpianatra nandranto fianarana teo anivon’ny Lisea André Resampa Antsirabe (LARA) ny Filoha nasionalin’ny Antoko Freedom, Lalatiana Andriatongarivo. Amin’izao faha-60…
Vakiana manontolo » -
ANTANANARIVO RENIVOHITRA: Naverina amin’ny Kaominina ny fitantanana ny fako
Tapaka nandritra ny Filankevitry ny Governemanta farany teo fa hovain-drafitra ny fomba hitantanana ny fako eto andrenivohitra. Tamin’izany indrindra no…
Vakiana manontolo » -
ONIVERSITEN’I TOAMASINA : Voaporofo ny fitantanana gaboraraka sy ny tsy fanarahan-dalàna
Ny didim-panjakana laharana 2002-565 no mamaritra ny fahaleovantena ara-pitantanana, ara-bola, ara-pedagojika ny oniversite tsirairay avy. Na izany aza anefa, manana…
Vakiana manontolo »