Samihafa
-
ANDRO ERAN-TANY HO AN’NY TENINDRENY: Nomen-danja ny fahasamihafan’ny fiteny eto Madagasikara
Ny 21 Febroary no daty natokan’ny Unesco hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tenindreny. Ho an’i Madagasikara manokana, tao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
HOPITALY ANOSY AVARATRA: Voakolokolo tanteraka ny zaridaina sy ny tokotany rehetra
Tao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra no nanatanteraka ny hetsika « Tagnamaro : Andron’ny olom-pirenena » ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina foibe…
Vakiana manontolo » -
TAOM-PAMBOLENKAZO 2021: Zana-kazo maherin’ny 1 200 isa voavoly teny Andranovelona
« Tsikaritra isan-taona fa tena ilaina tokoa ny fambolen-kazo, satria rehefa voavadika matetika ny tany isaky ny mamboly hazo, dia…
Vakiana manontolo » -
PARAMEDY – FITAKIANA NY IES: Namaly ny antso ny Fanjakana, hahazo ny anjarany ireo mbola tsy nisitraka
Tsy niandry ela fa niroso avy hatrany tamin’ny fitsirihana ny lisitr’ireo paramedy mbola tsy nisitraka ny IES na ny « Indemnité…
Vakiana manontolo » -
KERE ANY ATSIMO: Nanolotra 3 tapitrisa dolara ny Governemanta japoney
Tsy niandry ela fa taorian’ny fitsidihana nataon’ny Ambasadaoron’i Japon tany Atsimo, herinandro lasa izay, nanolotra fanampiana maika mitentina 3 tapitrisa…
Vakiana manontolo » -
FANDOAVANA VATSIM-PIANARANA SY KARAMA : Lamina vaovao ny fametrahana « Base de données numérique »
Hanamora ny fikirakirana ny fandoavana ny vatsim-pianarana sy ny karaman’ny mpiasa eny amin’ny anjerimanontolo ny fametrahana ny angon-toro na ny…
Vakiana manontolo » -
MIHAMY MADA FASHION II: Nampisongadina ny talenta malagasy sy ny famoronana
“Nampitombo ny fahalalahan’ny olona anay ny Mihamy Mada Fashion tamin’ny heritaona. Tao anatin’ny heritaona dia nitombo ny olona nanjifa ny…
Vakiana manontolo » -
FITSINJOVANA NY VAHOAKA: Arahi-maso ny fanararaotana amin’ny vidim-bary eto an-toerana
Fanapaha-kevitra noraisin’ny Filoha hitsinjovana ny vahoaka manoloana ny fiakaran’ny vidim-bary eny an-tsena ny vary tsinjo. Nanamarika kosa ny Filoha fa…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY COVID-19: Nanome fitaovana mitentina 90.000 Euros ny Alemana
Manao sesilany hatrany ny fanohanan’ireo mpiara-miombona antoka avy any ivelany ny Fitondram-panjakana malagasy manoloana ny ady amin’ny valanaretina covid-19. Ny…
Vakiana manontolo » -
FITSINJOVANA NY VAHOAKA : Manomboka rahampitso, 1 200 Ar ny kilaon’ny Vary Tsinjo
Tsy nijanona tamin’ny fanafarana vary avy any ivelany fotsiny ihany ny Fitondram-panjakana mba hanampiana ny vokatra miditra eto amin’ny tsena…
Vakiana manontolo »