Samihafa
-
FITOKONAN’NY PARAMEDY: Hetsika tsy ara-dalàna, mamofompofona resaka politika
Misy lalàna mifehy azy ny fitokonana any amin’ny sehatr’asam-panjakana rehetra eto amintsika. Ho an’ireo mpiasam-panjakana miasa amin’ny raharaha tena ilain’ny…
Vakiana manontolo » -
ANTONTANISA COVID-19: 295 ireo tranga voamarina tao anatin’ny herinandro
Araka ny antontanisa navoakan’ny Foibem-pibaikoana misahana ny ady amin’ny Covid-19, omaly alahady 07 Febroary, niisa 295 indray ireo olona vaovao…
Vakiana manontolo » -
MIHAMY MADA FASHION 2021 : Hiavaka ny andiany faharoa, hitombo isa ireo mpandray anjara
Hetsika fampahafantarana ny mpisehatra eo amin’ny haihaingo sy ny mpanao lamaody malagasy ny “Mihamy Mada Fashion”. Amin’ny ankapobeny, fanomezan-danja ny…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY COVID-19: Nahazo fanampiana mitentina 2 206 577 890 ariary i Madagasikara
Ao anatin’ny ady amin’ny Covid-19 eto Madagasikara, izay tarihin’ny Minisiteran’ny Fahasalamambahoaka, mitohy hatrany ny fanampiana ataon’ireo mpiara-miombona antoka ara-bola sy…
Vakiana manontolo » -
LAVADRANO ETO ANDRENIVOHITRA: Hapetraka ny fitaovana manokana hanadiovana ny rano
Misy ireo milaza fa hampisotro rano maloto ny vahoaka ny Fitondram-panjakana tamin’ny tetikasa fametrahana lavadrano eto Antananarivo sy ny manodidina.…
Vakiana manontolo » -
FITOKONANA LAVARENY “Manana adidy hiasa ireo mpanara-maso sy mpisafon-draharahan’ny asa”
Nanomboka ny herinandro lasa teo no hita teny anivon’ireo haino aman-jery samihafa eto amintsika ny fanambaran’ireo mpikambana sasany ao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
TAGNAMARO MANOKANA: Nohavaozina tanteraka ny Epp Andramasina
Tsy nivaona amin’ny lalan-tsaina nitondrana ny hetsika hatramin’izay ny Tagnamaro manokana natao tao Andramasina, raha ny fanazavana. Fanaingana ny olom-pirenena…
Vakiana manontolo » -
HETSIKA MBETOA HEKE : Mivoitra ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao avy any Androy
Manan-karena kolontsaina sy fomba amam-panao maro ny Malagasy ary samy manana ny mampiavaka azy avokoa ny Faritra tsirairay avy. Tsy…
Vakiana manontolo » -
LALATIANA ANDRIATONGARIVO: « Tsy famonoana ny tantsaha ny fanafarana ny Vary Tsinjo »
Misy milaza fa famonoana ny tantsaha ny fanatobahana ireo vary nafarana eny amin’ny tsena anatiny. Omaly, nanazava ny Minisitra Lalatiana…
Vakiana manontolo » -
FAHAZOANA RANO FISOTRO MADIO: Mikaon-doha miaraka ny Minisitera sy ireo mpiara-miombona antoka
Faritra telo, ahitana ny Faritra Atsimo Andrefana, Androy ary Anosy, hatreto no tena ianjadian’ny tsy fisian-drano lalina, izay mampijaly ny…
Vakiana manontolo »